Fanondroana
Tsy hita ato daholo ny lohatenikely rehetra eo ambanin’ny loha hevitra tsirairay. Mba hahitana azy ireny, dia jereo ireo loha hevitra lehibe.
Abrahama, vadiny, 167
Adama sy Eva, 25-27
fanambadiana, 166
ho any an-danitra ve?, 327
nahoana isika no mijaly noho ny nataon’i Adama, 213-215
nanota, nahoana?, 138, 139
nanota, sitrapon’Andriamanitra ve?, 27, 314
olona tena nisy, 25, 26, 118, 119
vidim-panavotana ho an’ny taranany, 422, 423
Ady, ady niokleary, 269, 384, 385
andro farany, 65, 66
Eglizy Katolika, 111
Hara-magedona, 268-273
Israely fahiny, 399
mety amin’ny Kristianina ve?, 398
Afo, batisa amin’ny, 98, 99
ho levon’ny afo ve ny tany?, 385, 386
Afobe, 27-33
‘fampijaliana mandrakizay’ ao amin’ny Apokalypsy, 30, 31
Gehena, 31
ilay mpanankarena sy Lazarosy, 32, 33
ny niandohan’ilay fampianarana, 33
Afofandiovana, 34-36
Lamesa ho an’izay ao, 326
miorina amin’inona ilay fampianarana?, 34
Alahelo, rehefa nidonam-pahoriana, 123, 124
Alfa sy Omega, 50, 51
Andinin-teny, nahoana no toa tsy hita ao amin’ny Baiboly ny sasany, 183
andriamanitra i Jesosy, 41, 49, 52, 54, 55, 292-294
Baiboly inona avy no ahitana ny anarany?, 282-285
“hany tena Andriamanitra”, 41, 49, 50
manana vatana, 38, 39
tsy nanam-piandohana, 39, 40
(Jereo koa ny hoe “Jehovah.”)
Andriamanitra Telo Izay Iray, 43-65
ao amin’ny Baiboly ve izany hevitra izany?, 44-50
manaporofo izany ve ny andininy ampiasain’ireo mino azy io?, 50-62
ny niandohan’io foto-pinoana io, 43, 44, 82, 109, 110
raha mifikitra amin’io finoana io, 62, 63
Andro, halavan’ny andro famoronana, 116, 154
nahoana no maharitra ela, 72
nanomboka tamin’ny 1914, 70, 71
Antikristy, 74-76
Apostoly, namela heloka, 307
Petera ve ilay “vatolampy”?, 104-106
Areti-mandringana, andro farany, 68
Aretina, fanasitranana mahagaga, 171, 172, 175, 176
tena fanasitranana, 155, 175, 188
Arkanjely, Jesosy Kristy, 298, 299
Asa, rehefa hitondra ilay Fanjakana, 10, 189, 238
Ateraka Indray, 76-80
mahazo fanahy masina ve ireo tsy nateraka indray?, 78,79
nahoana no ilaina, 76, 77
voavonjy ve izay tsy nateraka indray?, 77, 78
Babylona, andriamanitra telo izay iray, 82
konfesy, 307, 308
lakroa, 319, 320
manan-kery eo amin’ny fivavahana ankehitriny, 81, 82
nofy, 351, 352
Petera tany Babylona, 108
tanàna fahiny, 80, 81
Babylona Lehibe, ilaina maika ny mivoaka avy ao, 84
inona izy io?, 80-85
porofo fa avy amin’Andriamanitra, 87-90
tsy ampy ny mamaky samirery, 256, 261
Batisa, amin’ny afo, 98, 99
aroboka anaty rano, 95-97
“ho an’ny maty”, 97, 98
Biby, alatsa-dra vao hohanina, 361, 362
hihavana tsara amin’ny olona, 190, 191
nefesh, 434, 435
Bodista, fitoriana aminy, 21
Daty, 1914, 101-104
famaritan’ny mpahay siansa, 100, 101
“fe-potoana voatondro ho an’ny hafa firenena”, 101-104
taona talohan’ny Safodrano, 101
Demonia, fifandraisana amin’ny herin’ny maizina, 207-212, 379
mahatonga ny faharatsiana, 130, 131
mampirisika an’ireo firenena, 236, 273, 382
mitafy vatan’olombelona ve?,Devoly, 378-384
Didy Folo, foana, 370, 371
Dimbin’ny Apostoly, 104-111
“fanalahidin’ny fanjakan’ny lanitra”, 106-108
nisy dimbin’i Petera ve? 108, 109
Petera ve ilay “vatolampy”?, 105, 106
tany Roma ve i Petera?, 108
1914, fiheveran’ny mpahay tantara, 70, 71
niorina ilay Fanjakana, 101-104
144 000, hany voavonjy ve?, 150
isa ara-bakiteny, 332
Jiosy ara-nofo daholo ve?, 331, 332
Esao, efa voalahatra ve?, 315
Evolisiona, 112-119
ara-tsiansa ve?, 112, 113
famaritana daty, 100, 101
fiovan’ny fototarazo, 115
fôsily, 113-115
nampiasain’Andriamanitra ve?, 118, 119, 152
sarina “olona rajako”, 115, 116
tsy mifanara-kevitra ny mpahay siansa, 113
efa voalahatra ve?, 125, 126, 310
fanantenana fitsanganana, 155, 156, 190, 242-247
finoan’ny Babylonianina, 82
fitantarana hoe “tany ankoatra”, 122, 123
fombafomba fisaonana, 123, 124
hafa ny fahafatesan’i Jesosy, 421, 422
lova tamin’i Adama, ho foana, 190
nefesh, 435, 436
sazy aorian’ny fahafatesana?, 29-33, 35
sitrapon’Andriamanitra ve?, 120, 125, 204
vokatry ny fifohana sigara, 431, 432
Fahafinaretana, fikatsahana, 395, 427, 428
Fahagagana, ankehitriny, 171-173, 347
miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, 341-343
nataon’i Jesosy, 188, 189, 296
Fahaiza-manasitrana, nahoana no nomena?, 174
Fahakiviana, 155-158
Fahalalana ny hoavy, kilalao, 210
Fahaleovan-tena, tena afaka ve ireo tsy miraharaha ny Baiboly?, 126-128
toetra tsy tokony hananana, 129
Fahamarinana, ny tena fahamarinana, 93, 219, 220
iza no mahatonga izany, 130, 314
nahoana no avelan’Andriamanitra hisy?, 131-133
nahoana no be dia be?, 130
porofo ve fa tsy misy Andriamanitra?, 37
rehefa niorina ilay Fanjakana, 104
sazy avy amin’Andriamanitra ve ny fijaliana?, 217, 218
Fahatsiarovana, daty, 137
hevitry ny Fahatsiarovana, 134, 135
mihinana ny mofo sy misotro ny divay, 136
mofo sy divay, 135, 136
Fahendrena, ny an’ny olombelona, 220-222
tena fahendrena, 219
Fahoriana lehibe, tafavoaka velona, 71, 276, 277
Fahotana, an-tsitrapo, 138, 306, 309
mety hanota na lavorary aza, 138, 139
mikonfesy, 308, 309
sitrapon’Andriamanitra ve ny nanotan’i Adama?, 27, 314
tena misy ve?, 139-141
tsy misy ota ve ny olo-masina?, 356
tsy nandova ota mihitsy ve i Maria?, 337
vokany amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra, 141, 142
Fambara, 210
Famelan-keloka
apostoly nomena fahefana hamela heloka, 307
fahatanterahana, 65-69, 87-89, 101-104, 238, 239
mbola ho tanteraka, 142-144
nahoana no tokony hahaliana, 144, 145
Famonjena, 145-150
ahoana ny amin’ireo tsy ‘nateraka indray’?, 77, 78
ho an’ny 144 000 monja ve?, 150
hovonjena ve ny rehetra?, 145-147
izay tokony hatao, 148, 296, 297, 422, 423
Jiosy, 302, 303
voavonjy indray mandeha ve dia voavonjy mandrakizay?, 147, 148
Famoronana, 150-154
avy amin’inona no nanaovana izao rehetra izao?, 153, 154
fotoana lany tamin’izany, 154
mifanaraka amin’ny siansa ve?, 150-152
misy itovizana ireo zavamananaina, 153
Famosaviana, 82
Fampaherezana, 155-158
Fampahoriana, ho foana, 236, 237
Fampidiran-dra, fitsaboana hafa, 364
ran’olombelona, 363
zanaka, 365
Fampijaliana, ilay mpanankarena sy Lazarosy, 32, 33
mandrakizay ao amin’ny Apokalypsy, 30
‘Fampijaliana mandrakizay’, 29-32
Fampirafesana, 167, 168
Fanahy, atao batisa amin’ny, 97, 99
hery ampiasain’Andriamanitra, 44, 45, 50, 159, 160
iza no manana ny fanahy masina?, 78, 79, 160, 161, 163, 341-344
miala amin’ny vatana ve rehefa maty ny olona?, 161, 162, 436, 437
(Jereo koa ny hoe “Zavamananaina.”)
Fanahy masina: jereo ny hoe “Fanahy.”
Fanalahidin’ny Fanjakana, 106-108
Fanalan-jaza, 163-165
Fanambadiana, firaisana alohan’ny fanambadiana,mampirafy, 167, 168
misaraka, 168, 169
misara-toerana, 168
misoratra ara-dalàna, 165, 166
mpianadahy, 169, 170
tokantrano sambatra, 170, 171
Fananana, irina ho azo daholo, 395
mampideradera, 396
Fanandroana, 82, 196, 197, 316, 317
Fanapahan-kevitra, miantehitra amin’ny fanandroana, 316, 317
tsy miraharaha ny sitrapon’Andriamanitra, 128, 129, 394-396
Fanasitranana, 171-176
avy amin’ny fanahin’Andriamanitra ve?, 171, 172, 175, 176
mampidi-doza ny mankany amin’ny mpimasy, 175, 209
Fanatrehan’i Kristy, 65-69, 264-268
Fandaminana, 176-180
ahoana no amantarana azy io?, 179, 180
porofo fa an’Andriamanitra, 176-179
tena ilaina ve?, 255, 256
Fandikan-dalàna, andro farany, 68
Fandikan-teny, andininy tsy mitovy arakaraka ny Baiboly ampiasaina, 54
azo antoka ny Baiboly, 90, 91, 182
Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, 181-184
anarana hoe Jehovah ao amin’ny Soratra Grika, 182, 183
fomba nandikana azy io, 181, 182
iza no nandika azy io?, 181, 182
toa tsy hita ao ny andininy sasany, 183
Fandriampahalemana, 9, 187, 188
Fanenjehana, fampaherezana mba hiaretana, 156, 157
nahoana ny Vavolombelona no enjehina, 69, 415
‘fanalahidin’ny fanjakana’, 106-108
fitondram-panjakana, 185, 186
inona no hataony, 186-191
mpiara-manjaka amin’i Kristy, 76, 77, 331-333
taona niorenany, 101-104, 191-193
Fankalazana Andro Nahaterahana, 193-195
Fanonganam-panjakana, 237
Fasana (Sheôl), 28, 29
“Fe-potoana voatondro ho an’ny hafa firenena”
fomba fikajiana azy, 101-104
Fetin’ny Mpifankatia, 201
Fetin’ny Reny, 201
Fety, ahatsiarovana ny maty, 200, 201
Fetin’ny Mpifankatia, 201
Fetin’ny Reny, 201
fety hafa, 201, 202
Krismasy, 195-197
Paka, 199
Taom-baovao, 199, 200
filaminana, 189
Fiainana, 202-207
dikan’ny fiainana, 12, 86, 202, 203
fanalan-jaza, 163, 164
fiainana mandrakizay, 12, 136, 137, 205, 330, 331, 422, 423
misy ve any amin’ny planeta hafa?, 206, 207
ny tokony hampiasantsika ny fiainantsika, 426, 427
tsy fanajana ny aina, 427, 430-432
Fianakaviana, 12, 13, 170, 171
Fiaraha-monina
asa soa ataon’ny Vavolombelona, 415, 416
Fifandraisana Amin’ny Herin’ny Maizina, 207-212
afaka miresaka amin’ny maty ve?, 207, 208
mety ve ny mankany amin’ny mpimasy?, 209, 210
raha te ho afaka amin’izany, 211, 212
zava-mahadomelina, 428
iza no tena mahatonga izany?, 212, 213, 311, 312
izany ve no fikasan’Andriamanitra?, 204, 205
nahoana no avelan’Andriamanitra hisy, 212-218
porofo ve fa tsy misy Andriamanitra?, 37
sazin’Andriamanitra ve?, 217, 218
zaza sembana, 216
Fikomiana, 395
Filozofia, 219-222
Finoana, 222-225
fomba hananana azy io, 224
nahoana no tsy ny rehetra no manana azy io, 222, 223
tsy ampy raha finoana fotsiny, 148, 225
Fiovam-pinoana, ho lasa mpino ve ny olon-drehetra vao ho tonga ilay Fanjakana?, 192
Jiosy, 302, 303
Firaisam-pinoana, 253, 254
Firaisana ara-nofo, 126, 226-230
alohan’ny fanambadiana, 227
firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy, 227-230
inona no lazain’ny Baiboly?, 226
Firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy, 226-230
Firavaka, anaovan’ny vehivavy, 420, 421
Firazanana, 230-235
fiaviana iray ihany, 25, 230, 231
nahoana no misy samihafa, 232
niavian’ny mainty hoditra, 232, 233
Fisaonana, ny maty, 123, 124
Fisaraham-panambadiana, 168, 169
Fitiavana, Andriamanitra fitiavana ve handringana?, 272, 273
fitiava-namana, 256
hihamangatsiaka, 68
mampiavaka ny fivavahana marina, 257
tsy dia misy intsony, 13
Fitondram-panjakana, 235-239
Fanjakan’Andriamanitra, 185, 186, 238, 239
nahoana tsy mahomby ny olona,ny ataon’ny Kristianina manoloana azy io, 397, 398
isan-trano, 414
vavolombelon’i Jehovah sy Jesosy, 415
Fitsanganana Amin’ny Maty, 239-247
ho any an-danitra, 242
ho eto an-tany, 243-247
tsy hoe teraka indray ao amin’ny vatana hafa, 392
vatan’i Jesosy rehefa natsangana, 297, 298
Fitsarana, an’ireo hatsangana, 244
Fivadiham-pinoana, 247-250
fomba amantarana azy, 247-249
ny hatao manoloana ny mpivadi-pinoana, 249
Fivavahana, 250-261
ahoana no ahafantarana izay marina?, 257, 258
Babylona Lehibe, 80-85
firaisam-pinoana, 253, 254
ilaina ny manaraka fivavahana iray, 255, 256
iray ihany no marina, 260, 411, 412
miala amin’ny an’ny ray aman-dreny, 252, 253
misy tsara ihany ve ao amin’izy rehetra?, 252, 260
nahoana no be dia be?, 250, 251
ny mampiavaka ny Vavolombelon’i Jehovah, 407-408
tsy eken’Andriamanitra daholo, 251, 252
zavaboary rehetra hiara-manompo an’Andriamanitra, 187
Fiverenan’i Kristy, 264-268
fanatrehany, 264, 265, 267, 268
tsy hita maso, 265-267
Fôsily, evolisiona, 113-115
Fototarazo, nampisy ny evolisiona ve?, 115
Gehena, 31
aiza no hitranga?, 269, 270
hisy ho tafavoaka velona ve?, 271, 272
inona izy io?, 269
Hatsaram-panahy, 13
Heloka bevava, 13
tena mitombo, 68
Herisetra, 396
Hindoa, fitoriana amin’ny, 22
Hiram-pirenena, fihevitry ny Kristianina, 401, 402
Hitsena ny Tompo eny Amin’ny Rahona, 273-279
Hoavy, izay lazain’ny Baiboly, 13, 14, 142-144, 186-191, 312, 313
nahoana no tsy mankany amin’ny mpisikidy?, 209, 210
Horohoron-tany, andro farany, 67, 72
nahoana no avelan’Andriamanitra hisy, 216, 217
Iaveh, Jehovah sa Iaveh?, 285, 286
Israely, ara-panahy, 305
fahatanterahan’ny faminanian’ny Baiboly, 303-305
Izao rehetra izao, ny niandohany, 89
Izao Tontolo Izao, 279-282
hevitry ny zava-mitranga eran-tany, 65-69, 86
hisy ho tafavoaka velona aorian’ny farany, 71
ho lasa mpino daholo ve?, 192
miditra amin’ny raharahany ny fivavahana, 83, 111
mitandrina mba tsy hanana ny toe-tsainy, 393-396
tsy anisany ny Kristianina, 258, 281, 282, 403, 408
Jakoba, efa voalahatra ve?, 315
vadiny, 167
Jehovah, 282-289
anaran’i Jesosy tao amin’ny “Testamenta Taloha” ve?, 288
anarany ao amin’ny Soratra Grika, 182, 183, 284, 285
Baiboly inona avy no ahitana ilay anarana?, 282, 283
hany tena Andriamanitra, 41, 49, 50, 52, 54, 55
hohamasinina ny anarany, 186
Jehovah sa Iaveh?, 285, 286
tsy nanam-piandohana, 39
zava-dehibe ilay anarana, 287, 288
(Jereo koa ny hoe “Andriamanitra.”)
Jesosy Kristy, 289-300
anaram-boninahitr’i Jehovah ampiharina aminy, 50-52
andinin-teny ao amin’ny Soratra Hebreo momba an’i Jehovah nefa ampiharina amin’i Jesosy, 52
andriamanitra fa tsy ilay Andriamanitra, 54, 55, 292, 293
Andriamanitra ve?, 65
“avy eo amin’ny rahona”, 266, 267, 275
fahafatesany, 421, 422
fahatsiarovana ny nahafatesany, 134-138, 324
fisehoan-javatra mifandray amin’ny fanatrehany, 65-69, 264, 265, 267, 268
‘lahimatoa amin’ny zavaboary’, 46, 47
maty teo amin’ny tsato-kazo sa lakroa?, 318, 319
Mpamonjy, 51, 149, 150, 296, 297, 300
nahoana ny Jiosy maro no tsy nanaiky azy, 291, 292
nateraky ny virjiny, 334, 335
olona tena nisy, 289, 290
olona tsara toetra fotsiny ve?, 290
sorom-panavotana, 362, 421-427
tsara lavitra ny fampianarany, 221
tsy i Jehovah, 288
vatany rehefa natsangana izy, 240, 241, 297, 298
“vatolampy”, 105
Jiolahy, nampanantenaina Paradisa,Jiosy, 300-305
fitoriana amin’ny Jiosy, 22, 23
iza ireo 144 000?, 331, 332
tsy nanaiky an’i Jesosy ho Mesia, 291, 292
vahoaka voafidy ve?, 300-302
Jodasy Iskariota, efa voalahatra ve?, 315
Kaina, vadiny, 231
Kilalao, hahalalana ny hoavy, 210
Kintana, fanandroana, 82, 316, 317
nitarika mpanandro ho any amin’i Heroda, 196, 197
Kolikoly, vahaolana maharitra, 236, 237
Konfesy, 306-309
Krismasy, 195-197
Kristianina
fomba amantarana ny tena Kristianina, 173, 257, 258, 343, 344
vavolombelon’i Jehovah sy Jesosy, 416
mandahatra ny zava-drehetra ve Andriamanitra?, 312-316
“sitrapon’Andriamanitra” daholo ve izay mitranga?, 311, 312
voalahatra ve ny “andro hahafatesana”?, 310
Lakroa, fankamasinana, 320, 321
nihantonan’i Jesosy, 318, 319
ny niandohany, 319, 320
Lalàn’i Mosesy, momba ny “fombafomba” sy ny “fitondran-tena”, 369
nofoanana, 370, 371
Lamesa, atao impiry?, 325
fiovan’ny mofo sy divay ho vatana sy ran’i Kristy, 322-324
manampy ny fanahy ao amin’ny afofandiovana ve?, 326
Lanitra, 326-333
efa tany ve isika taloha?, 326
haverina eto an-tany ve ireo nakarina any, 278, 387
“hidina avy any an-danitra” ny Tompo, 275
hitsena ny Tompo eny amin’ny rahona, 273-279
isan’ireo mankany an-danitra, 331, 332
iza no mankany, 327-329
nahoana no misy mankany, 242, 333
rahoviana ny Kristianina no hakarina ho any, 274-278
vatan’i Maria, 337
vatan’ireo any an-danitra, 240-242, 276, 297, 298
Lavaka mangitsokitsoka, hanipazana an’i Satana, 383, 384
“Loza voajanahary”, nahoana no avelan’Andriamanitra hisy, 216, 217
Mainty hoditra, voaozona i Kanana, 232, 233
Makiazy, azo atao ve?, 420, 421
Maria (Renin’i Jesosy), 333-340
mankamasina azy, 338-340
mivavaka aminy, 338, 339
niakatra velona tany an-danitra ve?, 337
“Renin’Andriamanitra” ve?, 336
tsy nandova ota mihitsy ve?, 337
Maty, aiza no misy azy?, 121
batisa ho an’ny, 97, 98
fananganana, 155, 156, 190, 242-247
fety fahatsiarovana, 200, 201
manao ahoana ny maty?, 28, 35, 121
miresaka amin’ny, 123, 207, 208, 263
tsy afaka mitahy na manisy ratsy olona, 261, 262
Menarana, niresaka tamin’i Eva, 26
Mesia, nahoana no tsy nanaiky azy ny Jiosy, 291, 292
Mihevi-tena ho ambony, 394, 395
Mikaela, iza izy io?, 298, 299
Misara-toerana, mpivady, 168
Misaron-doha, nahoana no ilaina, 419, 420
Miteny Amin’ny Fiteny Tsy Fantatra, 341-345
mandra-pahoviana?, 344
porofo ve fa nahazo ny fanahy masina?, 341-343
Mosary, andro farany, 66, 67, 72
Mpaminany sandoka, 345-351
Vavolombelon’i Jehovah ve?, 350, 351
Mpamoha angatra, hafatra avy amin’ny maty, 208, 263
Mpamonjy, Jehovah, 51
Jesosy Kristy, 51, 144, 145, 300
Mpanankarena sy Lazarosy, fanoharana, 32, 33
Mpitondra fivavahana, sy lahika, 82
vehivavy, 418
Namana, ratsy, 127, 128
Nofy, 351, 352
Olo-masina, 352-357
faribolana mazava manodidina ny lohany, 355
mivavaka aminy, 354
sariny sy taolam-patiny, 355, 375
tsy misy ota daholo ve?, 356
Paka, 199
Paradisa, 357-361
ho ao ilay jiolahy, 358-361
Petera, ‘fanalahidin’ny fanjakana’, 106-108
tany Roma sa Babylona?, 108
tsy mpandimby azy ny papa, 109, 110
“vatolampy” ve?, 105, 106
Planeta, misy fiainana ve any an-kafa?, 206, 207
Politika, azon’ny Kristianina atao ve?, 400, 401
fivavahana manao izany, 83
Ra, 361-366
Rahona, ‘hakarina ho eny amin’ny rahona’, 274
Jesosy ho “avy eo amin’ny rahona”,Razana, hafatra avy amin’ny maty ve?, 122, 123, 263
tiavo ny ray aman-dreny mbola velona, 262, 263
tsy afaka mitahy na manisy ratsy olona, 261, 262
“Renin’Andriamanitra”, Maria, 336
Sabata, 367-373
dikany ho an’ny Kristianina, 371-373
isan-kerinandro ve ny an’ny Kristianina?, 367
Saina, fihevitry ny Kristianina, 401, 402
Sakafo, hena, 361, 362
ho tondraka rehefa hitondra ilay Fanjakana, 188
Saoly, nankany amin’ny mpamoha angatra, 208
Sary masina, 374-378
manampy hivavaka ve?, 374, 375
Maria, 338, 339
tany Babylona, 82
Satana Devoly, anaty lavaka mangitsokitsoka, 382-384
andriamanitr’ity tontolo ity, 382
mampirisika an’ireo firenena ho amin’ny Hara-magedona, 273
mpitondra an’izao tontolo izao, 382
nahoana no mbola tsy naringana, 381
nampisy ny faharatsiana, 130
noroahina avy any an-danitra, 104, 383, 384
ny nampisy azy, 380
tena misy, 379, 380
Sazy, aorian’ny fahafatesana ve?, 35
avy amin’Andriamanitra ve ny fijaliana?, 217, 218
fampijaliana mandrakizay, 29-32
nahoana no tsy sekta ny Vavolombelona?, 410
Siansa, efa voaresaky ny Baiboly ny zavatra hitany, 89, 90
finoana an’Andriamanitra, 36, 37
finoana ny famoronana, 150-152
hevitra mifanipaka momba ny evolisiona, 112, 113
Sigara sy paraky, 430-433
Silamo, fitoriana aminy, 23, 24
Solomona, ireo vadiny, 167, 168
Tafaray, ny firazanana rehetra, 234, 235
zavaboary rehetra hiara-manompo an’Andriamanitra, 187
Tahotra, andro farany, 68, 69
tahotra an’i Jehovah, 289
tahotra ny maty, 262
endriky ny tany, 89
fiainana mandrakizay eto, 330, 331
haharitra mandrakizay, 269, 384-386
haverina eto ve ireo nakarina tany any an-danitra?, 278, 387
ho antonona ve raha tsy misy maty intsony?, 246, 247, 388
mbola hisy olona ve eto aorian’ny faran’ity tontolo ity?, 71, 276, 277
porofo fa noforonina, 151
Taolam-patin’ny “olo-masina”, mankamasina, 355
Taom-baovao, fankalazana, 199, 200
Teny, ratsy, 396
tsy fantatra, 341, 342
Teraka Indray ao Amin’ny Vatana Hafa, 389-393
miresaka ny amin’izany ve ny Baiboly?, 390, 391
olona na toerana toa efa fantatra, 389
tsy mitovy amin’ny fampanantenan’ny Baiboly, 392
Toaka
ratsy noho ny rongony ve?, 430
vokatry ny fibobohan-toaka, 127
Toe-tsain’ity Tontolo Ity, ny mampiavaka azy io, 393-396
Tsato-kazo, maty teo i Jesosy, 318, 319
Tsy fahafatesan’ny fanahy
avy aiza io finoana io?, 437, 438
mety maty ny fanahy, 122, 261, 262, 436
Tsy mahazo manambady ve?, 110, 111
Tsy Momba ny Atsy na ny Aroa, 397-403
ady, 398-400
manao politika, 400, 401
saina sy hiram-pirenena, 401, 402
Vady, manana vady maro, 167, 168
toeran’ny vehivavy ao an-tokantrano, 417, 418
Vahoaka be, ho tafavoaka velona amin’ny fahoriana lehibe, 276, 277
manantena ho eto an-tany, 332, 333
Vatan’ny olona, noforonina mba hiaina mandrakizay, 206
porofo fa noforonina, 151, 152
Vatolampy, Kristy fa tsy Petera, 105, 106
Vavaka, 403-407
amin’i Jesosy, 295
amin’i Maria, 338, 339
amin’ny “olo-masina”, 354
amin’ny lakroa, 320, 321
amin’ny sary, 82, 338, 339, 355, 374-378
amin’olona, 396
henoin’Andriamanitra, 403, 404
inona no azo angatahina?, 405, 406
tsy henoin’Andriamanitra, 404, 405
Vavolombelon’i Jehovah, 407-416
avy aiza ny vola ampiasainy?, 409
fanitsiana sasany, 349, 350, 413
fivavahana amerikanina ve?, 409
hany fivavahana marina ve?, 411. 412
nahoana no enjehina?, 415
ny niandohany, 410, 411
tsy mpaminany sandoka, 350, 351
zavatra inoany tsy itovizany amin’ny hafa,Vehivavy, makiazy sy firavaka, 420, 421
manaiky fahefana, 417, 418
misaron-doha, 419, 420
mpitondra fivavahana, 418
tsy manambany azy ny Baiboly, 417, 418
Vidim-panavotana, 421-427
ahoana no tokony hampiasantsika ny fiainantsika?, 426, 427
ankizy, 216
iza avy no mandray soa, ary nahoana?, 423-426
nahoana no hafa ny fahafatesan’i Jesosy?, 421, 422
nahoana no ilaina, 422, 423
Virjiny, Maria, 334, 335
Voalahatra mialoha, Adama, 314
Jakoba sy Esao, 315
Jodasy Iskariota, 315
Kristianina, 315, 316
“sitrapon’Andriamanitra,” 311, 312
(Jereo koa ny hoe “Lahatra.”)
Voaozona, ny mainty hoditra ve?, 232, 233
Zanaka, 12, 13
amin’ny Hara-magedona, 272
batisan-jazakely, 96
fampidiran-dra, 365
fiheveran’Andriamanitra an’ireo mbola any am-bohoka, 163, 164
teraka sembana, 216
zanak’Andriamanitra, 233, 234
Zanak’Andriamanitra, 77, 233, 234
Zava-mahadomelina, afaka amin’ny, 433
sigara, 430-432
toro lalan’ny Baiboly, 427, 428, 430-432
vokany, 429-432
Zavamananaina, fitsanganana amin’ny maty, 240
inona no atao hoe nefesh?, 434, 435
manana fanahy tsy mety maty ve?, 28, 35, 436, 437
ny niandohan’ny finoana hoe tsy mety maty ny fanahy, 123, 437, 438
teraka indray ao amin’ny vatana hafa, 389-393
Zazakely, batisa, 96
nahoana no maty?, 121
zaza sembana, 216
Zo hitondra, adihevitra, 381, 132
hanamarina ny zon’i Jehovah ilay Fanjakana, 186