Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tsy Mety Maty ve ny Fanahy?

Tsy Mety Maty ve ny Fanahy?

Tsy Mety Maty ve ny Fanahy?

▸ Ny ankamaroan’ireo fivavahana dia mampianatra fa misy zavatra iray ao anatin’ny olona — fanahy (âme), na fanahy (esprit), na matoatoa — izay tsy mety maty ary mbola miaina ihany aorian’ny fahafatesana. Marina ve izany?

▸ Ahoana no niandohan’ny foto-pampianarana momba ny tsy fahafatesan’ny fanahy?

▸ Ahoana no nahatongavan’io fampianarana io ho ny fototry ny ankamaroan’ireo fivavahana amin’izao androntsika izao?

▸ Inona marina no atao hoe fanahy?

▸ Nahoana isika no maty?

▸ Inona no mitranga amin’ny fanahy eo amin’ny fahafatesana?

▸ Inona no fanantenana ho an’ny maty — sy ho an’ny velona?

▸ Tena zava-dehibe ve izay inoanao momba ny fanahy?

Hita ao amin’ilay boky tranainy indrindra ny valiny marina sy mahafa-po ho an’ireo fanontaniana ireo. Asaina ianao handinika azy ireo ato amin’itỳ bokikely itỳ.