“Tany Soa sy Malalaka”
TAO anatin’ny roimemy nirehitra Andriamanitra no nilaza tamin’i Mosesy fa “hamonjy [ny vahoakany] amin’ny tànan’ny Egyptiana [Izy] ka hitondra azy . . . ho any amin’izay tany soa sy malalaka, dia any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely.”—Ek 3:8.
Mety hanampy anao hamantatra ny faritra voajanahary samy hafa sy ny toetoetry ny Tany Nampanantenaina, ireto sary roa vitan’ny ordinatera ireto. (Natao mivohitra kokoa ireo toerana avo, mba hanasongadinana ny haavony.) Jereo ilay sary miloko, mba hahitana ny haavon’ny toerana ampitahaina amin’ny ranomasina.
Hita eo amin’ny kisary ireo faritra voajanahary samy hafa. Afaka mahita fanazavana sy andinin-teny momba an’ireo faritra ireo ianao, ao amin’ny boky “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa” (Fianarana 1, pejy 270-278) sy ny boky Fahatakarana ny Hevitry ny Soratra Masina (frantsay, Boky 2, pejy 476-479). a
[Fanamarihana ambany pejy]
a Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.
[Tabilao/Sarintany, pejy 12, 13]
(Jereo ny bokikely)
Vohon-tany
Kisarin’ireo Toerana Voajanahary
A. Morontsiraky ny Ranomasina Lehibe
B. Lemaka Andrefan’i Jordana
1. Lemak’i Asera
2. Faritr’i Dora, Lavalava Manaraka ny Morontsiraka
3. Kijanan’i Sarôna
4. Lemak’i Filistia
5. Lohasaha Afovoany Hatrany Atsinanana ka Hatrany Andrefana
a. Lemak’i Megido
b. Lemaka Ivan’i Jezirela
D. Tendrombohitra Andrefan’i Jordana
1. Havoanan’i Galilia
2. Havoanan’i Karmela
3. Havoanan’i Samaria
4. Sefela (havoana ivaiva)
5. Havoanan’i Joda
6. Efitr’i Joda
7. Negeba
8. Efitr’i Parana
E. Araba (Lohasaha Mitsefaka)
1. Debok’i Hola
2. Faritry ny Ranomasin’i Galilia
3. Lohasahan’i Jordana
4. Ranomasin-tsira (Ranomasina Maty)
5. Araba (atsimon’ny Ranomasin-tsira)
F. Tendrombohitra/Havoana Marin-tampona Atsinanan’i Jordana
1. Basana
2. Gileada
3. Amona sy Moaba
4. Tendrombohitra Lembalemban’i Edoma
G. Tendrombohitra Libanona
[Sarintany]
T. Hermona
Dana
Jerosalema
Beri-sheba
Firan’ny Tany Nampanantenaina
metatra feet
2 500 7 500
2 000 6 000
1 500 4 500
1 000 3 000
500 1 500
0 0 (Haabon’ny Ranomasina)
-500 -1,500
Lemak’i Filistia
Sefela
Havoanan’i Joda
Efitr’i Joda
Lohasaha Mitsefaka
Ranomasin-tsira
Tanin’i Moaba
[Sary, pejy 13]
T. Hermona (2 814 m)
[Sary, pejy 13]
Morontsiraky ny Ranomasin-tsira; toerana iva indrindra eto an-tany (400 m eo ho eo, ambany haabon’ny ranomasina)