Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

Ho hitanao ato ny momba an’ireto:

NY FITIAVANA

NY FIOVANA EO AMIN’NY VATANA

NY NAMANA

NY ANY AM-PIANARANA

NY VOLA

NY RAY AMAN-DRENY

NY FIHETSEHAM-PO

NY FIALAM-BOLY

NY FIFANDRAISANA AMIN’ANDRIAMANITRA

Mitady torohevitra tena tsara ve ianao? Izany indrindra no ho hitanao ato amin’ny Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2. Nanadinadina ankizy an-jatony tany amin’ny tany maro izahay, talohan’ny nanoratana an’ilay boky voalohany, ary mbola izany koa no nataonay tamin’ity. Nahasoa azy ireo ny torohevitry ny Baiboly, ka azo inoana fa hahasoa anao koa. Vakio tsara àry ity boky ity.

“Miezaha hanana fahendrena, ary ataovy izay hananana fahiratan-tsaina.”—Ohabolana 4:5.