Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Namana

Ny Namana

Fizarana 3

Ny Namana

Tena ilaina ve aminao ny mana-namana?

□ Tsy ilaina

□ Tsy dia ilaina

□ Tena ilaina

Mora mahazo namana ve ianao?

□ Eny

□ Tsia

Misy ankizy namanao be ve?

□ Eny

□ Tsia

Inona no toetra iray tena tianao hananan’ny namanao? ․․․․․

Milaza ny Baiboly fa “tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana, sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.” (Ohabolana 17:17) Izany no namana ilainao! Sarotra amin’ny tanora sasany anefa ny mahazo namana. Mbola sarotra kokoa noho izany aza ny mifandray tsara foana amin’ny namana. Ahoana àry no hahazoanao namana? Inona no hataonao mba ho mpinamana be foana ianareo? Vakio ny Toko 9-12.

[Sary, pejy 84, 85]