Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah—Kely Velarana Hidera An’i Jehovah Aho Andriamanitra no Ankatoavy fa Tsy Olona Reseo Izao Tontolo Izao Mampanantena Paradisa Andriamanitra Derao i Jehovah, ry Zavaboary Rehetra! Torio ny Vaovao Tsara Mandrakizay Fampanantenana Fanafahana ho An’ny Olombelona Ekeo Hatrany ny Fandaharan’Andriamanitra Mampanan-karena ny Fitahian’i Jehovah Aoka Tsy Hihozongozona ny Finoantsika! Mitovy Amin’ilay Solemita ny Sisa Voahosotra “Ny Mpanome Amim-pifaliana no Tian’Andriamanitra” Fanoloran-tena ho An’Andriamanitra “Mifalia Ianareo Hafa Firenena”! Banjino ny Fiainana Mandrakizay! Mifalia Amin’ny Fanantenana Ilay Fanjakana! Toy ny “Ando” ny Vahoakan’i Jehovah Tahio ny Fifankatiavanay Faly Mandritra ny Andro Hirao ny Hiran’ilay Fanjakana Mahafaly Hobio ny Fanjakan’i Jehovah! Henoy ny Hafatr’i Joda Ny Fanantenana Omen’ny Baiboly ny Olombelona “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao” Ireo Zava-tsoan’Andriamanitra Ataovy Izay Takin’Andriamanitra Aza Matahotra Azy Ireo! Tahio ny Fiarahanay Mivory Mandrosoa, ry Vavolombelona! “Mazoto Amin’ny Asa Tsara” Hafanam-po ho An’ny Tranon’i Jehovah “Isan-trano” Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah! Aoka Isika ho Mendrika ny Anarantsika Ny Fitiavana no Lalana Tsara Indrindra “Sambatra ny Malemy Fanahy” Manàna Laza Tsara eo Anatrehan’Andriamanitra Aoka Isika Tsy Hivadika Mandroso ny Tafik’Andriamanitra Ataovy Izay Hampahomby ny Lalanao Derao i Jehovah, Ilay Vatolampy ‘Ity no Lalana’ Mandrosoa, ry Mpitory Ilay Fanjakana! Tena Mikarakara Antsika i Jehovah Vavaka Fisaorana Mahasoa Antsika ny Tenin’Andriamanitra Jehovah, Herinay sy Tanjakay Jehovah no Derao Jehovah, Andriamanitra Lehibe! Aoka Isika Hamaly ny Fitiavan’Andriamanitra Ampifalio ny Fon’i Jehovah Ny Anaran’ilay Raintsika Mitombo ny Asan’ilay Fanjakana Tsy Maintsy Masina Isika Miaraha Mandeha Amin’i Jehovah Isan’andro Mandrosoa Amin-kerim-po Sambatra ny Vahoakan’i Jehovah “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah Ankasitraho Ireo Fampahatsiahivan’Andriamanitra Ny Fanjakana Arivo Taonan’Andriamanitra “Izaho no Jehovah”! Sambatra ny Mamindra Fo! Aoka Hamirapiratra ny Fahazavantsika Finoana toy ny An’i Abrahama Fivoriana Amim-piraisan-tsaina Ny Herin’ny Hatsaram-panahy Manangòna Harena any An-danitra Ny Tena Fangoraham-po Mahafoy Tena ho An’Andriamanitra Sady Mahay Mianina Tahafo i Jeremia Tano Mafy ny Vaovao Tsara! Mitondra Fifaliana sy Vokatra Be ny Asan’ilay Fanjakana ‘Izay Manetry Tena no Manam-pahendrena’ Jehovah no Mpamonjy Antsika Faly Midera An’i Jehovah Jehovah no Namana Tsara Indrindra “Jehovah no Mpiandry Ahy” Aoka Isika Hiteny ny “Fiteny Madio” Midera An’i Jehovah ny Zavaboary Aoka Isika Handeha Amin’ny Anaran’Andriamanitsika Fankasitrahana ny Faharetan’Andriamanitra Tafika Lehibe Ireo Vehivavy Ny Fifalian’i Ziona Lehibe Sady Mahagaga ny Asan’Andriamanitra Jehovah no Fialofantsika Aoka Isika Haneho Fitiavana Ny Sakafo Harivan’ny Tompo Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra Ny Modelim-pitiavana Omen’Andriamanitra Tompoy i Jehovah, Ilay Tompo Fara Tampony Mampianatra Antsika i Jehovah Mitoria Amim-pahasahiana Kanto ny Toeram-pivavahana Amin’i Jehovah Ry Mpanjaka Mandrakizay, Hamasino ny Anaranao! Vokatry ny Fanahy ny Hatsaran-toetra Omeo Voninahitra i Jehovah Raintsika Ireo Toetran’i Jehovah Miadia Mafy Hiaro ny Finoana Ahariharin’Andriamanitra ny ‘Fikasany Mandrakizay’ Derao i Jehovah Andriamanitsika! Fiahiana “ny Andian’ondrin’Andriamanitra” Mahafaly ny Fananganana ny Maty Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao Hira ho An’ilay Avo Indrindra Hobio ny Lahimatoan’i Jehovah! Aoka Isika Hitandrina mba Hitondra Tena Tsara Matokia, Ankalazao i Jehovah! Azo Antoka ny Tenin’i Jehovah Fampanantenana Fiainana Mandrakizay Aoka Isika Hifamela Heloka Mihamamiratra Hatrany ny Hazavana Ho Fantany fa Ianao no Jehovah Vavolombelon’i Jehovah Isika! Be Fitiavana Ilay Andriamanitra Tsy Mivadika “Mifankatiava Fatratra” ‘Tsy Maintsy Ampiantsika Ireo Mila Ampiana’ Andriamanitra no Nanorina ny Fanambadiana Aoka Isika Hanaja ny Tranon’Andriamanitra Tano Mafy ‘Ilay Fanantenana Mahafaly Antsika’ Aoka Isika Tsy Hivadika toa An’i Rota Manafaka Antsika ny Marina Aoka Isika Hitondra Tena “toy ny Kely Indrindra” Mandrosoa Hatrany! Vokatry ny Fanahy ny Fifehezan-tena Jehovah no eo Anilako Torio ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana Vavolombelona Maro Manompoa Bebe Kokoa toy Ireo Nazirita Izao no Fotoana! Ilay Fanompoana Mahafaly Aoka Isika Hifikitra Amin’i Jehovah Andriamanitsika Arovy ny Fonao Afafazo ny Voan’ilay Fanjakana ‘Aoka Isika Hitomban-dahy Hatrany’ Fonenanay Ianao, Jehovah Midera An’i Jehovah Ireo Mpanompony Tsy Mivadika Efa Akaiky ny Fotoana Voatondro Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra! Henoy ny Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana Miandrasa An’i Jehovah Ny Firenena Masin’i Jehovah Manantena Fanafahana ny Zavaboary Miandania Amin’i Jehovah! Tsy Maintsy Manam-pinoana Isika Manàna Fahari-po Mandosira ho Amin’ny Fanjakan’Andriamanitra! Harena Tsy Mety Simba Mankalazà An’ilay Andriamanitra Mpanjakantsika ‘Tsy Mahay Mandainga Andriamanitra’ Ilay Mofo avy any An-danitra Torio ny Fanjakan’i Jehovah! Ankasitrahantsika ny Fangoraham-pon’Andriamanitra Jehovah no Andriamanitra Mpamonjy Antsika Jehovah no Mpamorona Antsika ‘Mifandraisa Tsara Ianareo’! “Sitrako Tokoa” Manompoa An’i Jehovah Dieny Mbola Tanora Miray Saina Isika Kristianina Manana Fiadanana Isika Mandehana Amin’ny Tsy Fivadihana Mivavaha Amin’i Jehovah Isan’andro “Torio ny Teny”! Ny Vokatry ny Fanahy Fanomezana Sarobidy avy Amin’Andriamanitra ny Zanaka Derao i Jah! Jereo ny Tafik’i Jehovah! Fisaorana An’ilay Mpanome Aina Ekeo Ilay Mpanjaka Vaovaon’ny Tany Ilay Hira Vaovao “Aoka Andriamanitra no ho Hita fa Marina” Hiram-pandresena Katsaho Hatrany Aloha Ilay Fanjakana Fatorana Mampiray Tonga Lafatra ny Fitiavana Miambena Hatrany, Aoka Isika ho Mafy Orina sy Hatanjaka Ny Lanitra Mitory ny Voninahitr’Andriamanitra Hobio Ilay Mpanjaka Be Voninahitra! Olona Tokony Hanao Ahoana moa Isika? Lehibe Tokoa ny “Fiadanan’Andriamanitra”! Tsy Maintsy Miandry An’i Jehovah Isika Harena Sarobidy ny Bokin’Andriamanitra Avia Hirao Ilay Fanjakana! ‘Balsama any Gileada’ Ny Tanora eo Anivon’ny Vahoakan’Andriamanitra Be Fitiavana Ireo Mpiandry ny ‘Ondrin’Andriamanitra’ Porofon’ny Fitiavan’Andriamanitra ny Fananganana ny Maty Ny Fifaliana avy Amin’Andriamanitra Ho Vaovao ny Zava-drehetra Tombontsoa ny Mivavaka Ambarao ny Andro Famalian’i Jehovah Hira ho An’i Jehovah Ataovy Fomba Fiainanao ny Fahamarinana Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana Torio ny “Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana”! Midira eo An-tokotanin’ny Tempolin’i Jehovah! Indro ny Andron’i Jehovah! Vahoaka Nanolo-tena ho An’i Jehovah Mihirà ho An’i Jehovah! Mianara Momba Ilay Andriamanitsika “Miovaova ny Sehatr’ity Tontolo Ity” Famantarana ny Mpianatr’i Kristy Mifalia Miaraka Amin’ny Firenen’Andriamanitra Nanolo-tena ho An’Andriamanitra Isika Mitarika ny Vahoakany i Jehovah “Inty Aho, Iraho Aho” Kristy no Modelintsika “Mifalia Amin’ny Fanantenana” An’iza moa Isika? Hiram-pifaliana Araho Ilay Mpanjaka Mandresy! ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana Misaotra, Jehovah Miaraha Miasa Amim-piraisan-tsaina Araho ny Fomba Fiaina Takin’Andriamanitra Aoka Isika Hamindra Fo ‘Manehoa Firaiketam-po Lalina’ Miezaha mba ho Naman’i Jehovah Hiaraka Amin’i Kristy any Amin’ny Paradisa Ny Seza Fiandrianan’i Jehovah any An-danitra Ilay Paradisa Ankehitriny sy Ilay ho Avy Ry Tanora, Tahafo ny Finoan’izy Ireo! Banjino Ilay Lokanao! Midera Anao Ireo Olonao Tsy Mivadika “Ento ny Ziogako” Manatòna An’i Jehovah Fanondroana Hira Hanao Pirinty Hizara Hizara Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah—Kely Velarana BOKY & BOKIKELY Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah—Kely Velarana Malagasy Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah—Kely Velarana https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/e781f8601f/images/cvr_placeholder.jpg