Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah!

Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah!

Hira 33

Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah!

(Salamo 97:1)

1. Jehovah no isaorantsika.

Mahagaga ny asany rehetra.

Mihirà, mifalia, miderà azy re!

Ambarao ny asany lehibe.

(Averina isan’andininy)

2. Lazao an’ireo firenena,

Izy no Tompon’ny famonjena;

Ka amin’ny andriamanitra rehetra,

Jehovah no Avo Indrindra.

(Averina isan’andininy)

3. Lehibe ny herin’i Jehovah.

Kristy efa nataony Mpanjaka.

Miankohofa amin’i Jehovah Raintsika.

Miderà an’Andriamanitra.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Lanitra, mifalia! Ry tany, mihobia!

Efa lasa Mpanjaka Jehovah!

Lanitra, mifalia! Ry tany, mihobia!

Efa lasa Mpanjaka Jehovah!