Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hira ho An’ilay Avo Indrindra

Hira ho An’ilay Avo Indrindra

Hira 104

Hira ho An’ilay Avo Indrindra

(Salamo 47:2)

1. Mihirà ho an’i Jehovah,

Tompoy ’lay Avo Indrindra.

Misaora azy, derao izy,

Fa mahery sy matanjaka.

(Averina isan’andininy)

2. Ny Fanjakan’i Jehovah

Dia mahafaly antsika.

Ny fontsika, ny saintsika,

Mankalaza an’i Jehovah.

(Averina isan’andininy)

3. Akaiky ny “farany” ’zao,

Ny fanompoanao hatsarao.

Ho mpandresy ’lay Mahery,

Asandrato ny fideranao.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Jehovah no Mpanjaka,

Ilay Mahery Indrindra.

Ny Zanany notendreny

Hitondra ny tany.