Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jehovah no Derao

Jehovah no Derao

Hira 48

Jehovah no Derao

(1 Korintianina 3:7)

1. Jehovah no derao

Satria be fitia.

Ambarao hatrany

’Lay Fanjakany.

Izy no nanome

’Zay anananao,

Sy Mpamonjy anao;

Izy no derao.

2. Ataovy hatrany

’Zay sitrak’i Jah,

Aok’ izy homena

Voninahitra.

Tadiavo Jehovah,

Manatòna azy;

Katsaho aloha

Ny Fanjakany.

3. Ny asan’ny Tompo,

Mahafaly tokoa,

Ka ankasitraho

Satria tombontsoa.

Ny marina lazao,

Derao Jehovah,

Mba hanompo azy

Ny olon-drehetra.