Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mifalia Amin’ny Fanantenana Ilay Fanjakana!

Mifalia Amin’ny Fanantenana Ilay Fanjakana!

Hira 16

Mifalia Amin’ny Fanantenana Ilay Fanjakana!

(Romanina 15:10-13)

1. Mifalia! Mifalia

Amin’ilay fanantenana!

Mifalia! Mifalia!

Hanjaka Jehovah!

Tohano ’lay Fanjakana,

Torio isan-trano.

Koa aza mba matahotra,

Lazao ny vaovao soa.

Mifalia! Mifalia!

Torio ilay fanantenana!

Mifalia! Mifalia!

Hanjaka Jehovah!

2. Miravoa! Miravoa!

Hirao ilay fanantenana!

Miravoa! Miravoa!

Manampy Jehovah!

Aoka hatanjaka ianao

Ary aza menatra.

Nanova ny fiainanao

Ny fahamarinana.

Miravoa! Miravoa,

Ka matokia an’i Jehovah!

Miravoa! Miravoa!

Ialao ’reo fandrika!

3. Miderà! Miderà!

Hobio Jehovah isan’andro!

Miderà! Miderà!

Manàna zotom-po!

Ny eny an-tsaha dia vokatra,

Hijinja isika.

’Reo ondry ’zay angonina

Dia mbola betsaka.

Miderà! Miderà!

Jehovah no fialofantsika!

Miderà! Miderà!

Aza mivadika!