Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Firenena Masin’i Jehovah

Ny Firenena Masin’i Jehovah

Hira 141

Ny Firenena Masin’i Jehovah

(Isaia 66:8)

1. Indro fa naterak’i Ziona

Ny firenena vaovao iray;

Ka ny fivavahana madio,

Efa naverina indray.

(Averina isan’andininy)

2. Tena faly ’lay firenena

Midera ny anaran’i Jah;

Ka toriny ’lay Fanjakana,

Ho fantatry ny rehetra.

(Averina isan’andininy)

3. Mihamaro ny “ondry hafa”

Manampy ’lay firenen’i Jah.

Mahatoky izy rehetra,

Ka samy tian’i Jehovah.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Koa asandrato tsy an-kiato

Ny fanompoana an’i Jehovah.

“Ondry hafa” no manampy

’Lay firenena voatokana.