Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Torio ny “Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana”!

Torio ny “Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana”!

Hira 193

Torio ny “Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana”!

(Matio 24:14)

1. Ny vaovao tsara momba ny Fanjakana

Dia tsy maintsy ambarantsika.

Torio àry ny anaran’i Jehovah,

Lazao amin’ny olon-drehetra.

(Averina isan’andininy)

2. Andro farany ’zao, mitandrema tsara,

Hararaoty koa ny fotoana.

Mifantoha amin’ny asan’i Jehovah.

Katsaho àry ’lay Fanjakana.

(Averina isan’andininy)

3. Na manohitra mafy aza ny olona,

Torio foana ny vaovao tsara.

Aok’ ianao hiaritra sy halemy fanahy,

Hanao tsara ny fanompoana.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Torio ilay Fanjakana,

Ampianaro ny mpandefitra.

Lazao fa Jehovah no Andriamanitra,

Ny anarany no hoderaina.