LOHA HEVITRA ATO ANATINY
Fizarana 1 NY FAMORONANA KA HATRAMIN’NY SAFODRANO
- Manomboka Mamorona Andriamanitra
- Zaridaina Iray Tsara Tarehy
- Ny Lehilahy sy ny Vehivavy Voalohany
- Nahoana no Namoy ny Fonenany Izy Ireo
- Nanomboka ny Fiainana Mafy Iray
- Zanakalahy Tsara Iray sy Zanakalahy Ratsy Iray
- Lehilahy Iray Nahery Fo
- Olona Goavana Teto An-tany
- Nanamboatra Sambofiara Iray i Noa
- Ny Safodrano Lehibe
Fizarana 2 AVY EO AMIN’NY SAFODRANO MANKEO AMIN’NY FANAFAHANA AVY TANY EJIPTA
- Ny Avana Voalohany
- Nanorina Tilikambo Lehibe Iray ny Olona
- Abrahama: Sakaizan’Andriamanitra
- Notsapain’Andriamanitra ny Finoan’i Abrahama
- Niherika ny Vadin’i Lota
- Nahazo Vady Tsara i Isaka
- Zaza Kambana Tsy Nitovy
- Nankany Harana i Jakoba
- Nanana Fianakaviambe Iray i Jakoba
- Mahita Fahasahiranana i Dina
- Nankahala Azy Ireo Rahalahin’i Josefa
- Natao An-tranomaizina i Josefa
- Ireo Nofin’i Farao
- Tsapain’i Josefa Ireo Rahalahiny
- Nifindra Nankany Ejipta ny Fianakaviana
- Tsy Nivadika Tamin’Andriamanitra i Joba
- Nanapaka Tany Ejipta ny Mpanjaka Ratsy Iray
- Ny Fomba Namonjena An’i Mosesy Zazakely
- Nahoana no Nandositra i Mosesy
- Ilay Roimemy Nirehitra
- Mihaona Amin’i Farao i Mosesy sy Arona
- Ny Loza 10
- Fiampitana ny Ranomasina Mena
Fizarana 3 HATREO AMIN’NY FANAFAHANA AVY ANY EJIPTA KA HATRAMIN’NY MPANJAKA VOALOHANY TEO AMIN’NY ISRAELY
- Karazan-tsakafo Vaovao Iray
- Omen’i Jehovah ny Lalàny
- Ilay Ombilahy Kely Volamena
- Tranolay Fanaovana Fanompoam-pivavahana
- Ny Mpisafo Tany 12
- Nisy Voninkazo Nitsimoka Tamin’ny Tehin’i Arona
- Nikapoka ny Vatolampy i Mosesy
- Ilay Menarana Varahina
- Niteny ny Ampondra Iray
- Tonga Mpitarika i Josoa
- Nafenin-dRahaba Ireo Mpisafo Tany
- Fiampitana ny Ony Jordana
- Ny Mandan’i Jeriko
- Mpangalatra Iray teo Amin’ny Israely
- Ireo Gibeonita Hendry
- Nijanona ny Masoandro
- Vehivavy Roa Nahery Fo
- Rota sy Naomy
- Gideona sy ny Olony 300 Lahy
- Ny Voadin’i Jefta
- Ny Lehilahy Natanjaka Indrindra
- Manompo An’Andriamanitra ny Zazalahy Kely Iray
Fizarana 4 HATREO AMIN’NY MPANJAKA VOALOHANY TEO AMIN’NY ISRAELY KA HATRAMIN’NY FAHABABOANA TANY BABYLONA
- Saoly: Mpanjaka Voalohany teo Amin’ny Israely
- Nifidy An’i Davida Andriamanitra
- Davida sy Goliata
- Nahoana i Davida no Tsy Maintsy Nandositra
- Abigaila sy Davida
- Natao Mpanjaka i Davida
- Fahasahiranana tao An-tranon’i Davida
- Solomona Mpanjaka Hendry
- Nanorina ny Tempoly i Solomona
- Nozaraina Roa ny Fanjakana
- Jezebela: Mpanjakavavy Ratsy Fanahy Iray
- Nitoky Tamin’i Jehovah i Josafata
- Zazalahy Roa Velona Indray
- Nanampy Lehilahy Mahery ny Zazavavy Kely Iray
- Jona sy Ilay Trondro Be
- Mampanantena fa Hanome Paradisa Andriamanitra
- Nanampy An’i Hezekia Mpanjaka Andriamanitra
- Ny Mpanjaka Tsara Farany teo Amin’ny Israely
- Lehilahy Iray Tsy Natahotra
- Zazalahy Efatra Tany Babylona
- Noravana i Jerosalema
Fizarana 5 HATREO AMIN’NY FAHABABOANA TANY BABYLONA KA HATRAMIN’NY FANORENANA INDRAY NY MANDAN’I JEROSALEMA
- Tsy Niankohoka Izy Ireo
- Sora-tanana teo Amin’ny Rindrina
- Daniela tao An-davaky ny Liona
- Mandao An’i Babylona ny Vahoakan’Andriamanitra
- Mitoky Amin’ny Fanampian’Andriamanitra
- Mordekay sy Estera
- Ny Mandan’i Jerosalema
Fizarana 6 EO AMIN’NY FAHATERAHAN’I JESOSY KA HATREO AMIN’NY FAHAFATESANY
- Nitsidika An’i Maria ny Anjely Iray
- Teraka tao An-tranon’omby i Jesosy
- Lehilahy Notarihin’ny Kintana Iray
- Jesosy Zaza tao Amin’ny Tempoly
- Nanao Batisa An’i Jesosy i Jaona
- Manadio ny Tempoly i Jesosy
- Niaraka Tamin’ilay Vehivavy teo Amin’ny Fantsakana
- Mampianatra eo An-tendrombohitra i Jesosy
- Manangana ny Maty i Jesosy
- Namahana Olona Maro i Jesosy
- Tia ny Ankizy Kely Izy
- Ny Fomba Fampianatr’i Jesosy
- Nanasitrana ny Marary i Jesosy
- Tonga Amin’ny Maha Mpanjaka i Jesosy
- Teo Amin’ny Tendrombohitra Oliva
- Tao Amin’ny Efitra Ambony Rihana
- Jesosy tao An-jaridaina
- Novonoina i Jesosy
Fizarana 7 HATREO AMIN’NY FITSANGANAN’I JESOSY KA HATRAMIN’NY FANAOVANA AN’I PAOLY AN-TRANOMAIZINA
- Velona i Jesosy
- Miditra ao Amin’ny Efitrano Mihidy
- Niverina ho any An-danitra i Jesosy
- Ny Fiandrasana tao Jerosalema
- Nafahana avy tao An-tranomaizina
- Notoraham-bato i Stefana
- Teny An-dalana ho any Damaskosy
- Nitsidika An’i Kornelio i Petera
- Timoty: Mpanampy Vaovao An’i Paoly
- Zazalahy Iray Nianjera teo Am-patoriana
- Vaky Sambo teo Amin’ny Nosy Iray
- Paoly Tany Roma