Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Boky Atolotra

Boky Atolotra

Boky Atolotra

Miomàna dieny izao hiaina ao amin’ny tany vaovao nampanantenain’Andriamanitra

(Mba hahafantarana ny fomba hahazoanao ireo boky ireo, dia manorata amin’ny iray amin’ireo adiresy voatondro eo amin’ny pejy farany, araka ny tany izay onenanao.)

Anàno sy vakio

Azonao atao ny hiaina mandrakizay amin’ny paradisa eto an-tany

Io boky io dia mamaly, amin’ny alalan’ny Baiboly, fanontaniana toy ireto:

● Inona no mitranga aorian’ny fahafatesana?

● Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny faharatsiana?

● Ahoana no azon’ny Baiboly anampiana anao hanana fiainam-pianakaviana sambatra?

Mampiharihary ny fanantenana ny fiainana mandrakizay ao amin’ny Paradisa an-tany izy io.

Boky misy pejy 256 izy io, mora azo ary voaravaky ny sary tsara tarehy.

Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Andriamanitra Marina

Nosoratana io boky io mba hanampiana anao hampitombo ny fahatakaranao ny Tenin’Andriamanitra.

Hianaranao ny fomba hampiharana tsaratsara kokoa ireo fotopoto-pitsipiky ny Baiboly eo amin’ny fiainanao.

Boky fanao am-paosy misy pejy 192 izy io.