Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fizarana Faha-4

Andraso Amim-pifaliana ny Andron’i Jehovah

Andraso Amim-pifaliana ny Andron’i Jehovah

Naniraka mpaminany i Jehovah mba hampitandrina fa hampihatra ny fahatezerany Izy. Tsy Andriamanitra mora tezitra anefa i Jehovah. “Faly noho ny [ataon’ny vahoakany] izy ka hihoby.” Tokony ‘hifaly sy hiravoravo amin’ny fontsika manontolo’ koa isika, eo am-piandrasana an’ilay androny lehibe. (Zefania 3:14, 17) Ahoana no ampisehoanao izany? Nahoana ianao no tokony ho velom-pankasitrahana, noho izay nianaranao tao amin’ireo boky 12?