Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fizarana Faha-2

Fantaro i Jehovah ary Manompoa Azy

Fantaro i Jehovah ary Manompoa Azy

Inona no raketin’ireo bokin’ny mpaminany 12, ka hahatonga antsika haniry hahalala bebe kokoa an’i Jehovah? Nahoana no tena mahasoa amin’izao andro izao ny hafatr’i Jehovah nampitain’izy ireo? Ho hitanao ao amin’ny Toko faha-4 ka hatramin’ny faha-7, ny fomba tokony hanompoanao an’Andriamanitra sy hanarahanao ny fitsipiny, anisan’izany ny hoe ahoana no hanaovana ny rariny. Ho hitanao fa tena hanatsara ny fiainanao tokoa ireo boky 12 ireo.