Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fizarana Faha-3

Fitondran-tena Mampifaly An’Andriamanitra sy Fifandraisana Tsara Amin’ny Hafa

Fitondran-tena Mampifaly An’Andriamanitra sy Fifandraisana Tsara Amin’ny Hafa

Ahoana no havalinao an’izao: “Inona moa no takin’i Jehovah aminao?” (Mika 6:8) Manazava izany ireo boky nosoratan’ny mpaminany 12. Ho hitanao ao amin’ny Toko faha-8 ka hatramin’ny faha-10, fa hanampy anao hilaza ny marina foana sy tsy hampiasa herisetra ny hafatr’izy ireo. Hisy torohevitra momba ny fiainam-pianakaviana koa ao, izay azonao ampiharina tsara.