Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fonony Aoriana

Fonony Aoriana

ANDRON’I JEHOVAH . . . Io no foto-kevitra miverimberina ao amin’ireo boky 12 farany ao amin’ny Soratra Hebreo. Tsy dia fantatr’olona firy ireo boky ireo, kanefa ho hitanao fa misy hevitra mahasoa anao amin’ny fiainanao andavanandro ao. Inona avy izany? Ary ahoana no anampian’izy ireo anao hiomana ho amin’ny andro lehiben’i Jehovah?