Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fahazoana Fahalalana Marina Tsara ny Tenin’Andriamanitra sy Fampiharana Izany

Fahazoana Fahalalana Marina Tsara ny Tenin’Andriamanitra sy Fampiharana Izany

Fizarana 2

Fahazoana Fahalalana Marina Tsara ny Tenin’Andriamanitra sy Fampiharana Izany

Ahoana no nitomboan’ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah? Ahoana no nahazoan’izy ireo ny anarany? Inona no maha samy hafa azy amin’ny fivavahana hafa? Valiana ao amin’ny Toko 10 ka hatramin’ny Toko 14 ireo fanontaniana ireo.

[Sary, pejy 118]