Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

‘Ianareo no Vavolombeloko’, hoy i Jehovah

‘Ianareo no Vavolombeloko’, hoy i Jehovah

Fizarana 1

‘Ianareo no Vavolombeloko’, hoy i Jehovah

Nahoana i Jehovah no tokony hanana vavolombelona? Iza izy ireo? Ity fizarana ity (Toko 1-9) dia mamintina ny fampiasan’i Jehovah vavolombelona nanomboka tamin’ny andro taloha, mandraka ankehitriny.

Miresaka lalina momba ny ampahany voafaritra tsara amin’io tantara io ny fizarana tsirairay.

[Sary, pejy 8]