Mampandroso ny Fitoriana Ilay Fanjakana ny Famokarana Boky Ara-baiboly
Fizarana 5
Mampandroso ny Fitoriana Ilay Fanjakana ny Famokarana Boky Ara-baiboly
Ahoana no hamitana ny fitoriana eran-tany? Asehon’ity fizarana ity (Toko 25-27) fa anisan’ny natao ny fanorenana toerana eran-tany, mba hamokarana Baiboly sy boky ara-baiboly, ho an’ny olona avy amin’ny firenena rehetra.
[Sary, pejy 554]