Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mazava hoe Vahoakan’Andriamanitra, Sady Mazoto Manao Asa Tsara

Mazava hoe Vahoakan’Andriamanitra, Sady Mazoto Manao Asa Tsara

Fizarana 7

Mazava hoe Vahoakan’Andriamanitra, Sady Mazoto Manao Asa Tsara

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no mino fa tarihin’Andriamanitra izy ireo? Inona no hamantarana fa tena mpianatr’i Jesosy Kristy izy ireo? Mitory izy ireo hoe efa mitondra any an-danitra ny Fanjakan’Andriamanitra. Koa zava-miseho lehibe inona indray no andrasany mafy? Mamaly izany ity fizarana farany ity (Toko 31-33).

[Sary, pejy 702]