Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nalam-baraka sy Nampahorina

Nalam-baraka sy Nampahorina

Fizarana 6

Nalam-baraka sy Nampahorina

Efa nilazan’i Jesosy Kristy ny mpanara-dia azy fa hiharam-pitsapana izy ireo. Fitsapana vokatry ny tsy fahalavorariana, sy noho ireo rahalahy sandoka, ary noho ny fanenjehan’ny mpanohitra mihitsy aza izany. Mitantara izay nanjo ny Vavolombelon’i Jehovah ankehitriny sy ny fomba nandreseny noho ny finoany ny Toko 28 ka hatramin’ny 30.

[Sary, pejy 616]