Ady
Nahoana no ampoizintsika hoe hisy ady be dia be amin’izao andro izao?
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Da 11:40—Nilaza i Daniela mpaminany hoe hisy fanjakana matanjaka anankiroa hifanosika, izany hoe hifaninana, foana mandritra ny andro farany
Ap 6:1-4—Nahita soavaly mena hoatran’ny afo tao amin’ny fahitana ny apostoly Jaona. Ilazana ady io soavaly io, ary avela “hanala ny fandriampahalemana eto an-tany” ilay mitaingina azy
Hataon’i Jehovah ahoana ny ady?
Nahoana isika no tsy mandray anjara amin’ny ady?
Jereo koa ilay hoe “Fitondram-panjakana: Tsy manohana an’izao tontolo izao ny Kristianina”
Inona ny ady ataon’i Jehovah sy Jesosy?
Inona ihany ny ady ataon’ny tena Kristianina?
Ahoana no ataon’ny Kristianina mba tsy hisy toe-tsaina ratsy mahatonga ady eo anivon’ny fiangonana, ohatra hoe mila ady na tia mamaly faty?