Diso Fanantenana
Diso fanantenana ianao satria tsy nitana ny teny nataony taminao ilay olona, nandratra ny fonao, na namadika anao mihitsy aza
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
1Sa 8:1-6—Nalahelo be i Samoela mpaminany sady diso fanantenana rehefa tsy nanaiky mihitsy ny Israelita raha tsy nahazo mpanjaka
-
1Sa 20:30-34—Narary ny fon’i Jonatana sady nahatsiaro ho afa-baraka izy rehefa tezitra be taminy ny rainy, dia i Saoly Mpanjaka
-
-
Andinin-teny mampahery:
-
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
-
Sl 55:12-14, 16-18, 22—Natoky an’i Jehovah i Davida Mpanjaka dia nahazo fampiononana, rehefa namadika azy i Ahitofela namany akaiky
-
2Ti 4:16-18—Nandao ny apostoly Paoly ny namany tamin’izy niatrika zava-tsarotra, nefa nankahery azy i Jehovah sy ny fampanantenany
-
Diso fanantenana satria manana toetra ratsy sady nanao fahadisoana
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Sl 51:1-5—Nalahelo be i Davida Mpanjaka fa nanota tamin’i Jehovah
-
Ro 7:19-24—Kivy be ny apostoly Paoly satria nila niady foana mba tsy hanao ratsy
-
-
Andinin-teny mampahery:
-
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
-
1Mp 9:2-5—Marina hoe nanao fahotana lehibe i Davida Mpanjaka, nefa ilay izy tsy nivadika no ahatsiarovan’i Jehovah azy
-
1Ti 1:12-16—Nanao fahotana lehibe ny apostoly Paoly taloha, nefa natoky izy hoe hamindra fo aminy Andriamanitra
-