Finoana
Ahoana no ahafantarantsika hoe tena sarobidy amin’i Jehovah ny hoe manam-pinoana?
Jn 3:16, 18; Ga 3:8, 9, 11; Ef 6:16; He 11:6
Jereo koa ny 2Ko 5:7
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
He 11:1–12:3—Noresahin’ny apostoly Paoly ny atao hoe finoana, ary notanisainy ny olona be dia be nanam-pinoana nanomboka tamin’i Abela ka hatramin’i Jesosy Kristy
Jk 2:18-24—Noresahin’i Jakoba hoe mila asehontsika amin’ny atao ny finoana, hoatran’ny nataon’i Abrahama
Inona no hanampy antsika hanana finoana matanjaka?
Ro 10:9, 10, 17; 1Ko 16:13; Jk 2:17
Jereo koa ny He 3:12-14
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
2Ta 20:1-6, 12, 13, 20-23—Nilaza tamin’ny vahoakan’Andriamanitra i Josafata Mpanjaka hoe tsy maintsy nino an’i Jehovah sy ny mpaminaniny ry zareo, raha tsy te ho resin’ny fahavalo tonga hanafika an-dry zareo
1Mp 18:41-46—Nanam-pinoana i Elia mpaminany, dia niandry an’i Jehovah hanatanteraka an’ilay fampanantenany hoe hofaranany ilay hain-tany