Mahay Mandanjalanja
Nahoana ny Kristianina no tokony hahay handanjalanja?
Jereo koa ny 1Ti 3:2, 3
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Ge 18:23-33—Nanam-paharetana i Jehovah dia namela an’i Abrahama hanontanintany be azy momba ny handringanana an’i Sodoma sy Gomora
Ge 19:16-22, 30—Nahay nandanjalanja i Jehovah ka nanaiky ny fangatahan’i Lota hoe handositra any Zoara fa tsy any an-tendrombohitra
Mt 15:21-28—Nahay nandanjalanja i Jesosy ka nanaiky ny fangatahan’ny vehivavy fenisianina iray, satria nampiseho finoana miavaka ilay vehivavy