Malemy Fanahy
Ahoana no ahafantarantsika hoe malemy fanahy i Jehovah?
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
1Mp 19:12—Rehefa niady saina sy nitebiteby i Elia mpaminany, dia niresaka taminy tamin’ny “feo malefaka sy iva” i Jehovah
Jo 3:10–4:11—Tezitra i Jona mpaminany rehefa niresaka tamin’i Jehovah. Tsara fanahy taminy anefa i Jehovah rehefa nampianatra azy mba hamindra fo
Ahoana no ampisehoantsika hoe malemy fanahy isika?
Oh 15:1; Ef 4:1-3; Tit 3:2; Jk 3:13, 17; 1Pe 3:15
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
No 11:26-29—Nasain’i Josoa nosakanan’i Mosesy tsy hanao hoatran’ny mpaminany ny lehilahy anankiroa, nefa nalemy fanahy i Mosesy rehefa namaly azy
Mpts 8:1-3—Nalemy fanahy i Gideona Mpitsara rehefa nisy olona tezitra sy nila ady taminy. Lasa tony àry ry zareo