Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Manao sy Milaza ny Marina

Manao sy Milaza ny Marina

De 25:13-16; 2Ko 8:21; Ef 4:25; He 13:18

Jereo koa ny Jb 6:25; Oh 3:32; 6:16-19; 2Ko 6:3, 4, 7, 8

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Sl 15:1-5​—Resahin’i Jehovah hoe ahoana no atao mba ho lasa namany akaiky. Anisan’ny takiny amin’ny namany ny hoe manao ny marina

    • As 5:1-10​—Nofaizin’Andriamanitra i Ananiasy sy Safira satria tsy nilaza ny marina