Toetra Kristianina
Nahoana ny Kristianina no tsy maintsy mampihatra ny zavatra inoany?
Ny ohatr’iza no tokony hotahafin’ny Kristianina?
Inona ny vokany rehefa manaraka ny fitsipik’Andriamanitra ny Kristianina?
Jereo koa ny 1Ti 4:12; Tit 2:4-8; 1Pe 3:1, 2; 2Pe 2:2
Nahoana no manampy antsika tsy hanao ratsy ireto andininy ireto?
Jereo koa ny Mt 5:28; 15:19; Ro 1:26, 27; Ef 2:2, 3
Nahoana no afaka manampy ny Kristianina hanao ny tsara ireto andininy ireto?
Ro 12:2; Ef 4:22-24; Fi 4:8; Kl 3:9, 10
Jereo koa ny Oh 1:10-19; 2:10-15; 1Pe 1:14-16
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Ge 39:7-12—Naka fanahy an’i Josefa ny vadin’i Potifara, nefa tsy nanaiky i Josefa
-
Jb 31:1, 9-11—Tapa-kevitra ny tsy hijerijery vehivavy tsy vadiny i Joba
-
Mt 4:1-11—Naka fanahy an’i Jesosy i Satana, fa tsy nanaiky i Jesosy
-
Inona ny toetra ratsy tokony hohalavirin’ny Kristianina?
Jereo ilay hoe “Toetra Ratsy”
Inona ny fanao ratsy tsy tokony hataon’ny Kristianina?
Jereo ilay hoe “Fanao Ratsy”
Inona ny toetra tsara tokony hananan’ny Kristianina?
Be herim-po
Jereo ilay hoe “Be Herim-po”
Fahadiovana
2Ko 11:3; 1Ti 4:12; 5:1, 2, 22; 1Pe 3:1, 2
Jereo koa ny Fi 4:8; Tit 2:3-5
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Ge 39:4-12—Nadio fitondran-tena foana i Josefa na dia imbetsaka aza ny vadin’i Potifara no nitaona azy hanao firaisana taminy
-
To 4:12; 8:6—Tsy nivadika tamin’ilay lehilahy tiany ilay ankizivavy solemita, ka hoatran’ny hoe zaridaina mihidy izy
-
Mahafoy tena ho an’Andriamanitra
Maharitra mivavaka
Mahay mandanjalanja amin’izay zavatra fanao
Jereo koa ny Oh 23:1-3; 25:16
Mahay mianina
Jereo ilay hoe “Mahay Mianina”
Mamindra fo
Jereo ilay hoe “Famindram-po”
Mampahery olon-kafa
Is 35:3, 4; Ro 1:11, 12; He 10:24, 25
Jereo koa ny Ro 15:2; 1Te 5:11
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
1Sa 23:15-18—Nampahery an’i Davida i Jonatana, tamin’i Davida nenjehin’i Saoly Mpanjaka
-
As 15:22-31—Nandefa taratasy ho an’ireo fiangonana ny filan-kevi-pitantanana tamin’ny taonjato voalohany, dia nampahery an-dry zareo ilay izy
-
Manaiky fahefana
Jereo koa ny Jn 6:38; Ef 5:22-24; Kl 3:18
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Lk 22:40-43—Nanaiky hanao ny sitrapon’ny Rainy i Jesosy na dia tena sarotra aza izany, ka modely ho antsika izy
-
1Pe 3:1-6—Noresahin’ny apostoly Petera hoe nanaiky ny fahefan’ny vadiny i Saraha, ka modely ho an’ny vehivavy kristianina manambady
-
Manaja
Jereo koa ny Ef 5:33; 1Pe 3:1, 2, 7
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
No 14:1-4, 11—Tsy nanaja an’i Mosesy mpaminany sy Arona Mpisoronabe ny Israelita, dia noraisin’i Jehovah hoe tsy fanajana azy koa izany
-
Mt 21:33-41—Nohazavain’i Jesosy tao amin’ny fanoharana hoe inona no hanjo an’izay tsy manaja ny mpaminanin’i Jehovah sy ilay Zanany
-
Manao sy milaza ny marina
Jereo ilay hoe “Manao sy Milaza ny Marina”
Manetry tena
Jereo ilay hoe “Fanetren-tena”
Mangoraka
Jereo ilay hoe “Mangoraka”
Mankatò
Jereo ilay hoe “Mankatò”
Matahotra an’i Jehovah
Jereo koa ny Sl 111:10
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Ne 5:14-19—Natahotra an’i Jehovah i Nehemia Governora ka tsy nanararaotra ny vahoakan’Andriamanitra hoatran’ny nataon’ny governora hafa
-
He 5:7, 8—Natahotra an’Andriamanitra i Jesosy ka modely ho antsika
-
Matoky an’i Jehovah
Jereo ilay hoe “Matoky An’i Jehovah”
Mazoto miasa
Jereo ilay hoe “Asa”
Mendri-pitokisana amin’ny zavatra rehetra
Miara-miasa amin’ny hafa
Mpto 4:9, 10; 1Ko 16:16; Ef 4:15, 16
Jereo koa ny Sl 110:3; Fi 1:27, 28; He 13:17
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
1Ta 25:1-8—Nalamin’i Davida Mpanjaka ny asan’ny mpihira sy ny mpitendry zavamaneno mba hanaovan’izy ireo fanompoana masina. Nila niara-niasa tsara àry ry zareo
-
Ne 3:1, 2, 8, 9, 12; 4:6-8, 14-18, 22, 23; 5:16; 6:15—Niara-niasa tsara ny vahoakan’i Jehovah tamin-dry zareo nanorina indray ny mandan’i Jerosalema, dia notahin’i Jehovah ry zareo ka vitany tao anatin’ny 52 andro fotsiny ilay manda
-
Miaritra; be fikirizana; tsy mivadika
Mt 24:13; Lk 21:19; 1Ko 15:58; Ga 6:9; He 10:36
Jereo koa ny Ro 12:12; 1Ti 4:16; Ap 2:2, 3
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
He 12:1-3—Nampirisika ny Kristianina hiaritra ny apostoly Paoly, ka hanahaka ny modelin’i Jesosy
-
Jk 5:10, 11—Noresahin’i Jakoba hoe niaritra i Joba dia namaly soa azy i Jehovah
-
Mifandray amin’i Jehovah; ny sitrapony no atao zava-dehibe indrindra eo amin’ny fiainana
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
He 11:8-10—Nipetraka an-tranolay tany an-tanin’olona i Abrahama satria nino izy hoe tena hisy ny Fanjakan’Andriamanitra
-
He 11:24-27—Nasehon’i Mosesy tamin’ny safidy nataony hoe tena nisy i Jehovah taminy
-
Mihevitra izay hahasoa ny hafa
Mihevitra ny hafa ho ambony
Jereo ilay hoe “Fanetren-tena”
Milaza ny marina
Jereo ilay hoe “Manao sy Milaza ny Marina”
Teny mahafinaritra sy mampahery
Tia filaminana
Tia mandray vahiny
Jereo ilay hoe “Tia Mandray Vahiny”
Tia manome; malala-tanana
Jereo ilay hoe “Malala-tanana”
Tsy miangatra; tsy mijery tavan’olona
Jereo ilay hoe “Tsy Mijery Tavan’olona”
Tsy mivadika
Jereo ilay hoe “Tsy Mivadika”
Tsy mivadika amin’Andriamanitra
Jereo ilay hoe “Tsy Mivadika Amin’Andriamanitra”
Vokatry ny fanahy
Jereo ilay hoe “Vokatry ny Fanahin’Andriamanitra”
Vonona hamela heloka
Jereo ilay hoe “Mamela Heloka”