Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tsy Mety Afa-po

Tsy Mety Afa-po

Lk 12:15; Kl 3:5

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • No 11:4, 5, 31-33​—Tsy nety afa-po ny Israelita rehefa nanangona papelika ka nosazin’i Jehovah

    • 2Mp 5:20-27​—Tsy nety afa-po i Gehazy ka nandainga momba an’i Elisa mba hahazoana zavatra tsy tokony ho azy, dia nosazin’i Jehovah izy