Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany

Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany

ERAN-TANY

  • TANY 239

  • MPITORY 7 965 954

  • TONTALIN’NY ORA LANY TENY AMIN’NY SAHA 1 841 180 235

  • FAMPIANARANA BAIBOLY 9 254 963

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

Afrika

Tia mianatra Baiboly ny olona atỳ Afrika, ary misy vokany be eo amin’ny fiainany izany. Jereo ato fa niova ny lehilahy iray mpisotro toaka be sady nifoka sigara 60 isan’andro.

Ireo Tanin’i Amerika

Hita amin’ireto tantara ireto fa misy vokany tsara ny manampy olona amin’ny fomba maro samihafa sy ny mitory ny hafatra ao amin’ny Baiboly, na dia misy manohitra aza.

Azia

Mahita vokatra tsara ny olona mikely aina amin’ny asa fitoriana. Jereo ato ny ezaka natao mba hanampiana ny lehilahy iray sady jamba no moana marenina.

Eoropa

Zavatra tsy marina lazain’ny olona no mahatonga ny hevi-diso indraindray. Ho hitanao ato fa nandrava hevi-diso momba ny Vavolombelon’i Jehovah ny fandaharana iray tao amin’ny radio.

Oseania

Lasa mahalala ny fahamarinana ny olona any Christchurch, any Nouvelle-Zélande, noho ny fitoriana an-taratasy. Nahoana ireny taratasy ireny no antsoin’ny olona hoe “Taratasy avy amin’Andriamanitra?”