Asabotsy
“Mifalia amin’ny fanantenana. Miareta fahoriana”—ROMANINA 12:12
MARAINA
-
9.20 Video Misy Orkesitra
-
9.30 Hira 44 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampian’i Jehovah Hiaritra sy Omeny Fampiononana...
-
ny Malemy sy ny Kivy (Romanina 15:4, 5; 1 Tesalonianina 5:14; 1 Petera 5:7-10)
-
ny Sahirana Ara-bola (1 Timoty 6:18)
-
“ny Kamboty Ray” (Salamo 82:3)
-
ny Be Taona (Levitikosy 19:32)
-
-
10.50 Hira 138 sy Fampandrenesana
-
11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ataovy Mafy Tsara ny Tranonao
-
“Aoka Ianareo Hianina Amin’izay Efa Eo” (Hebreo 13:5; Salamo 127:1, 2)
-
Arovy ‘Amin’ny Ratsy’ ny Zanakao (Romanina 16:19; Salamo 127:3)
-
“Zaro Amin’izay Lalana Tokony Halehany” ny Zanakao (Ohabolana 22:3, 6; Salamo 127:4, 5)
-
-
11.45 BATISA: Aza “Matahotra An’izay Mampihorohoro”! (1 Petera 3:6, 12, 14)
-
12.15 Hira 79 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Video Misy Orkesitra
-
1.45 Hira 126
-
1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo “Ireo Efa Niaritra”
-
Josefa (Genesisy 37:23-28; 39:17-20; Jakoba 5:11)
-
Joba (Joba 10:12; 30:9, 10)
-
Zanakavavin’i Jefta (Mpitsara 11:36-40)
-
Jeremia (Jeremia 1:8, 9)
-
-
2.35 FILMA: Tsarovy ny Vadin’i Lota: Fizarana 2 (Lioka 17:28-33)
-
3.05 Hira 111 sy Fampandrenesana
-
3.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mampianatra Antsika Hahay Hiaritra ny Zavaboary
-
Ny Rameva (Joda 20)
-
Ny Hazo Maniry eny An-tendrombohitra (Kolosianina 2:6, 7; 1 Petera 5:9, 10)
-
Ny Lolo (2 Korintianina 4:16)
-
Ny Samby (1 Korintianina 13:7)
-
Ny Fandiafasika (Hebreo 10:39)
-
Ny Hazo Akasia (Efesianina 6:13)
-
-
4.15 Rankizy, Faly i Jehovah Rehefa Tsy Mivadika Ianareo (Ohabolana 27:11)
-
4.50 Hira 135 sy Vavaka Famaranana