Asabotsy
“Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina. Ary aoka hifaly ny fon’izay mitady an’i Jehovah”—Salamo 105:3
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 53 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao...
-
• Mametraka Fanontaniana (Jakoba 1:19)
-
• Mampiasa ny Herin’ny Tenin’Andriamanitra (Hebreo 4:12)
-
• Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe (Matio 13:34, 35)
-
• Mampianatra Sady Mafana Fo (Romanina 12:11)
-
• Mangoraka (1 Tesalonianina 2:7, 8)
-
• Manohina ny Fo (Ohabolana 3:1)
-
-
10.50 Hira 58 sy Fampandrenesana
-
11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah:
-
• Fitaovana Fanaovana Fikarohana (1 Korintianina 3:9; 2 Timoty 3:16, 17)
-
• Mpiara-manompo (Romanina 16:3, 4; 1 Petera 5:9)
-
• Vavaka (Salamo 127:1)
-
-
11.45 BATISA: Nahoana ny Batisa no Mahatonga Anao ho Faly Kokoa? (Ohabolana 11:24; Apokalypsy 4:11)
-
12.15 Hira 79 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 76
-
1.50 Faly Manao Mpianatra ny Mpiara-manompo Amintsika any...
-
• Afrika
-
• Azia
-
• Eoropa
-
• Amerika Avaratra
-
• Oseania
-
• Amerika Atsimo
-
-
2.35 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba...
-
• Hahay Hianatra (Matio 5:3; Jaona 13:17)
-
• Hivory (Salamo 65:4)
-
• Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy (Ohabolana 13:20)
-
• Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy (Efesianina 4:22-24)
-
• Ho Naman’i Jehovah (1 Jaona 4:8, 19)
-
-
3.30 Hira 110 sy Fampandrenesana
-
3.40 FILMA: Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo” (Fizarana 1) (Nehemia 1:1–6:19)
-
4.15 Manomana Antsika Hanao Mpianatra ao Amin’ny Tontolo Vaovao ny Fanaovana Mpianatra Dieny Izao (Isaia 11:9; Asan’ny Apostoly 24:15)
-
4.50 Hira 140 sy Vavaka Famaranana