Zoma
“Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo, eny, hoy indray aho: Mifalia!”—Filipianina 4:4
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 111 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana i Jehovah no Antsoina hoe “Andriamanitra Falifaly”? (1 Timoty 1:11)
-
10.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ho Faly Ianao Raha...
-
• Manana Fiainana Tsotra (Mpitoriteny 5:12)
-
• Manana Feon’ny Fieritreretana Madio (Salamo 19:8)
-
• Mahay Mandanjalanja eo Amin’ny Asa (Mpitoriteny 4:6; 1 Korintianina 15:58)
-
• Manana Namana Tsara (Ohabolana 18:24; 19:4, 6, 7)
-
-
11.05 Hira 89 sy Fampandrenesana
-
11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: “Nataon’i Jehovah Izay Hampifaly Azy Ireo” (Ezra 1:1–6:22; Hagay 1:2-11; 2:3-9; Zakaria 1:12-16; 2:7-9; 3:1, 2; 4:6, 7)
-
11.45 Mifalia Satria Mamonjy Antsika i Jehovah (Salamo 9:14; 34:19; 67:1, 2; Isaia 12:2)
-
12.15 Hira 148 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.30 Mozika Fanokafana
-
1.40 Hira 131
-
1.45 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ataovy Izay Hahafaly ny Fianakavianao:
-
• Ry Lehilahy, Mahafinaritra Anao ve ny Miaraka Amin’ny Vadinao? (Ohabolana 5:18, 19; 1 Petera 3:7)
-
• Ry Vehivavy, Mahafinaritra Anao ve ny Miaraka Amin’ny Vadinao? (Ohabolana 14:1)
-
• Ry Ray Aman-dreny, Mahafinaritra Anareo ve ny Miaraka Amin’ny Zanakareo? (Ohabolana 23:24, 25)
-
• Rankizy, Mahafinaritra Anareo ve ny Miaraka Amin’ny Ray Aman-dreninareo? (Ohabolana 23:22)
-
-
2.50 Hira 135 sy Fampandrenesana
-
3.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tian’i Jehovah ho Falifaly Isika:
-
• Voninkazo Kanto (Salamo 111:2; Matio 6:28-30)
-
• Sakafo Matsiro (Mpitoriteny 3:12, 13; Matio 4:4)
-
• Loko Tsara Tarehy (Salamo 94:9)
-
• Vatana Miavaka (Asan’ny Apostoly 17:28; Efesianina 4:16)
-
• Feo Mahafinaritra (Ohabolana 20:12; Isaia 30:21)
-
• Biby Mahavariana (Genesisy 1:26)
-
-
4.00 Nahoana no Falifaly Izay Tia Fihavanana? (Ohabolana 12:20; Jakoba 3:13-18; 1 Petera 3:10, 11)
-
4.20 Ny Mifandray Akaiky Amin’i Jehovah no Tena Mahafaly Antsika! (Salamo 25:14; Habakoka 3:17, 18)
-
4.55 Hira 28 sy Vavaka Famaranana