Alahady
“Manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao, eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah”—SALAMO 27:14
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 73 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mila Manana Herim-po Isika:
-
Rehefa Hisy Hilaza hoe “Fandriampahalemana sy Filaminana!” (1 Tesalonianina 5:2, 3)
-
Rehefa Horavana i Babylona Lehibe (Apokalypsy 17:16, 17)
-
Rehefa Hitory An’ilay Hafatra Lehibe toy ny Havandra Vaventy (Apokalypsy 16:21)
-
Rehefa Hanafika i Goga avy any Magoga (Ezekiela 38:10-12, 14-16)
-
Amin’ny Hara-magedona (Apokalypsy 16:14, 16)
-
Rehefa Hamerina ny Tany ho Paradisa (Isaia 65:21)
-
Mandritra An’ilay Fitsapana Farany (Apokalypsy 20:3, 7, 8)
-
-
11.10 Hira 8 sy Fampandrenesana
-
11.20 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Ho Be Herim-po Isika Raha Manantena fa Hatsangana ny Maty (Marka 5:35-42; Lioka 12:4, 5; Jaona 5:28, 29; 11:11-14)
-
11.50 Famintinana Ny Tilikambo Fiambenana
-
12.20 Hira 151 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 5
-
1.50 FILMA: Mampianatra Antsika ho Be Herim-po sy Hamindra Fo ny Tantaran’i Jona (Jona 1-4)
-
2.40 Hira 71 sy Fampandrenesana
-
2.50 Ny Momba Antsika dia Betsaka Noho ny Manohitra Antsika! (Deoteronomia 7:17, 21; 28:2; 2 Mpanjaka 6:16; 2 Tantara 14:9-11; 32:7, 8, 21; Isaia 41:10-13)
-
3.50 Hira sy Vavaka Famaranana