Asabotsy
“Vao mainka sahy mitory ny tenin’Andriamanitra tsy amin-tahotra” —FILIPIANINA 1:14
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 76 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Miezaha ho Be Herim-po:
-
Ry Mpianatra Baiboly (Asan’ny Apostoly 8:35, 36; 13:48)
-
Ry Tanora (Salamo 71:5; Ohabolana 2:11)
-
Ry Mpitory (1 Tesalonianina 2:2)
-
Ry Mpivady (Efesianina 4:26, 27)
-
Ry Ray Aman-dreny (1 Samoela 17:55)
-
Ry Mpisava Lalana (1 Mpanjaka 17:6-8, 12, 16)
-
Ry Anti-panahy (Asan’ny Apostoly 20:28-30)
-
Ry Zokiolona (Daniela 6:10, 11; 12:13)
-
-
10.50 Hira 119 sy Fampandrenesana
-
11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Olona Be Herim-po fa Tsy Ireo Kanosa:
-
Josoa sy Kaleba fa Tsy Ireo Folo Lahy (Nomery 14:7-9)
-
Jaela fa Tsy Ireo Mponin’i Meroza (Mpitsara 5:23)
-
Mikaia fa Tsy Ireo Mpaminany Sandoka (1 Mpanjaka 22:14)
-
Jeremia fa Tsy Oria (Jeremia 26:21-23)
-
Paoly fa Tsy Ilay Tovolahy Mpanankarena (Marka 10:21, 22)
-
-
11.45 BATISA: “Tsy Anisan’izay Mihemotra” Isika! (Hebreo 10:35, 36, 39; 11:30, 32-34, 36; 1 Petera 5:10)
-
12.15 Hira 38 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 111
-
1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mampianatra Antsika ho Be Herim-po ny Zavaboary:
-
Liona (Mika 5:8)
-
Soavaly (Joba 39:19-25)
-
Mangouste (Salamo 91:3, 13-15)
-
Kôlibria (1 Petera 3:15)
-
Elefanta (Ohabolana 17:17)
-
-
2.40 Hira 60 sy Fampandrenesana
-
2.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Be Herim-po Ireo Rahalahintsika Any...
-
Afrika (Matio 10:36-39)
-
Azia (Zakaria 2:8)
-
Eoropa (Apokalypsy 2:10)
-
Amerika Avaratra (Isaia 6:8)
-
Oseania (Salamo 94:14, 19)
-
Amerika Atsimo (Salamo 34:19)
-
-
4.15 Miezaha ho Be Herim-po Nefa Aza Matoky Tena! (Ohabolana 3:5, 6; Isaia 25:9; Jeremia 17:5-10; Jaona 5:19)
-
4.50 Hira 3 sy Vavaka Famaranana