Zoma
“Mahereza sy matanjaha” —JOSOA 1:7
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 110 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Jehovah no Mahatonga Antsika ho Be Herim-po (Salamo 28:7; 31:24; 112:7, 8; 2 Timoty 1:7)
-
10.10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tokony ho Be Herim-po ny Tena Kristianina:
-
Rehefa Mitory (Apokalypsy 14:6)
-
Raha Te ho Masina Foana (1 Korintianina 16:13, 14)
-
Raha Tsy Te Handray Anjara Amin’ny Politika sy Ady (Apokalypsy 13:16, 17)
-
-
11.05 Hira 126 sy Fampandrenesana
-
11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: “Mahereza sy Matanjaha, ka Ataovy Ilay Asa”! (1 Tantara 28:1-20; 1 Samoela 16:1-23; 17:1-51)
-
11.45 “Tsy Hisy Hahomby Izay Fiadiana Amboarina Hamelezana Anao” (Isaia 54:17; Salamo 118:5-7)
-
12.15 Hira 61 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.25 Mozika Fanokafana
-
1.35 Hira 69
-
1.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tsy Hihena ny Herim-ponao fa Hitombo Raha toa Ianao:
-
Tsy Kivy fa Be Fanantenana (Salamo 27:13, 14)
-
Tsy Be Taraina fa Mahay Mankasitraka (Salamo 27:1-3)
-
Tsy Manao Fialam-boly Ratsy fa Mazoto Manompo (Salamo 27:4)
-
Tsy Miaraka Amin’ny Naman-dratsy fa Amin’ny Namana Tsara (Salamo 27:5; Ohabolana 13:20)
-
Tsy Tia ny Fahendren’ity Tontolo ity fa Tia Mianatra Samirery (Salamo 27:11)
-
Tsy Misalasala fa Manam-pinoana (Salamo 27:7-10)
-
-
3.10 Hira 55 sy Fampandrenesana
-
3.20 LAHATENY MIFAMPITOHY: Novalian-tsoa Satria Vonona sy Sahy:
-
Hanania sy Misaela ary Azaria (Daniela 1:11-13; 3:27-29)
-
Akoila sy Prisila (Romanina 16:3, 4)
-
Stefana (Asan’ny Apostoly 6:11, 12)
-
-
3.55 Aoka Ianao ho Be Herim-po Hoatran’i Jesosy ka Reseo Izao Tontolo Izao (Jaona 16:33; 1 Petera 2:21, 22)
-
4.15 Be Herim-po ny Miaramilan’i Kristy (2 Korintianina 10:4, 5; Efesianina 6:12-18; 2 Timoty 2:3, 4)
-
4.50 Hira 22 sy Vavaka Famaranana