Alahady
“MITOERA AO AMIN’NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA”—JODA 21
MARAINA
-
9.20 Mozika Fanokafana
-
9.30 Hira 106 sy Vavaka
-
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tadidio fa ny Fitiavana...
-
Mahari-po Sady Tsara Fanahy (1 Korintianina 13:4)
-
Tsy Mialona Sady Tsy Mirehareha (1 Korintianina 13:4)
-
Tsy Mieboebo Sady Tsy Manao Izay Tsy Mahamendrika (1 Korintianina 13:4, 5)
-
Tsy Mitady Izay Hahasoa ny Tenany Sady Tsy Mora Tezitra (1 Korintianina 13:5)
-
Tsy Mitana Lolompo Sady Tsy Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana (1 Korintianina 13:5, 6)
-
Mifaly Noho ny Fahamarinana Sady Mandefitra ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:6, 7)
-
Mino ny Zava-drehetra Sady Manantena ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:7)
-
Miaritra ny Zava-drehetra Sady Tsy ho Levona Mandrakizay (1 Korintianina 13:7, 8)
-
-
11.10 Hira 150 sy Fampandrenesana
-
11.20 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Mbola Misy Ihany ve ny Olona Tena Mifankatia? (Jaona 13:34, 35)
-
11.50 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
-
12.20 Hira 1 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
-
1.35 Mozika Fanokafana
-
1.45 Hira 124
-
1.50 FILMA: Ny Tantaran’i Josia: Tiavo i Jehovah ary Ankahalao ny Ratsy (Fizarana 2) (2 Mpanjaka 22:3-20; 23:1-25; 2 Tantara 34:3-33; 35:1-19)
-
2.20 Hira hoe “Omeo Herim-po Aho” sy Fampandrenesana
-
2.30 Saintsaino ny “Fitiavana Nasehon’i Jehovah” (Salamo 107:43; Efesianina 5:1, 2)
-
3.30 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana