Fiainana Mahafa-po—Ahoana no Hahitana Izany?

Ahoana no hahitana fiainana mahafa-po? Natao hanampiana anao hahita an’izany ity bokikely ity.

Sasin-teny

Betsaka ny olona tsy afa-po amin’ny fiainana. Ary ianao?

FIZARANA 1

Fiainana Mahafa-po—Nofinofy Fotsiny Ve?

Be dia be ny olona manankarena any amin’ny tany mandroso. Tsy sambatra anefa izy ireo. Tsy afaka ny ho sambatra mihitsy ve izany isika?

FIZARANA 2

Fanipazan-kevitra mba Hananana Fiainana Mahafa-po

Aiza no ahitana torohevitra mahomby?

FIZARANA 3

Ilay Boky Misy Tari-dalana Azo Ianteherana

Misy milaza fa fitambaran’ny kolontsain-dRaolombelona sy ny zavatra niainany ny Baiboly.

FIZARANA 4

Ny Loharanon’ilay Boky Tsy Manam-paharoa

Olona maro avara-pianarana no nino fa nisy zavatra na olona maharitra mandrakizay nampandeha ny zava-drehetra eo amin’izao rehetra izao. Nahoana izy ireo no mino an’izany?

FIZARANA 5

Fahazoana Fahalalana An’Andriamanitra

Azonao ianteherana ve ilay nampanoratra ny Baiboly?

FIZARANA 6

Nahoana i Jehovah no Namorona Antsika?

Rehefa mahafantatra an’Andriamanitra ianao, dia hahalala ny valin’ny fanontaniana manahiran-tsaina toy ny hoe “Nahoana aho no eto an-tany?”

FIZARANA 7

Fiainana Mahafa-po—Nahoana no Sarotra ny Mahita Izany?

Tsy saro-takarina ny valin’izany. Misy fitantarana manampy antsika hahalala an’izany ao amin’ny Baiboly.

FIZARANA 8

Ho Azo Atao Indray ny Hanana Fiainana Mahafa-po

Efa nanao zavatra Andriamanitra, mba hahatonga ny olombelona ho sambatra indray.

FIZARANA 9

Fiainana Mahafa-po—Dieny Izao sy ho Mandrakizay!

Inona no tokony hataonao, raha tianao ny ho sambatra sy ho afa-po?