Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

EFAJORO 8A

Faminaniana Momba ny Mesia: Ilay Hazo Sedera Lehibe

Faminaniana Momba ny Mesia: Ilay Hazo Sedera Lehibe

EZEKIELA 17:3-24

  • 1. Nentin’i Nebokadnezara nankany Babylona i Joiakina

  • 2. Notendren’i Nebokadnezara ho mpanjaka tao Jerosalema i Zedekia

  • 3. Nikomy tamin’i Jehovah i Zedekia, dia nangataka tamin’i Ejipta mba handefa tafika hanampy azy

  • 4. Napetrak’i Jehovah teo amin’ny Tendrombohitra Ziona any an-danitra ny Zanany

  • 5. Hoatran’ny hoe hialokaloka eo ambany fitondran’i Jesosy ny olombelona mankatò, ka hilamina sady tsy hiady saina