EFAJORO 7A
Ireo Firenena Nanodidina An’i Jerosalema
t. 650-300 T.K.
ZAVA-NITRANGA (T.K. DAHOLO NY DATY RESAHINA EO)
-
620: Nanomboka nifehy an’i Jerosalema ny Babylonianina.
Lasa teo ambany fahefan’i Nebokadnezara ny mpanjakan’i Jerosalema.
-
617: Naka babo voalohany tany Jerosalema ny Babylonianina.
Anisan’izany ny mpitondra sy ny miaramila matanjaka ary ny mpanao asa tanana.
-
607: Noravan’i Babylona i Jerosalema.
Nodorany ilay tanàna sy ny tempoliny.
-
Taorian’ny 607: Tyro (tanàna amoron-tsiraka).
Nataon’i Nebokadnezara fahirano nandritra ny 13 taona i Tyro. Resiny ilay tanàna amoron-tsiraka fa ilay nosy kosa mbola teo.
-
602: Amona sy Moaba.
Nanafika ny Amonita sy ny Moabita i Nebokadnezara.
-
588: Resin’i Babylona i Ejipta.
Nanafika an’i Ejipta i Nebokadnezara tamin’ny taona faha-37 nanjakany.
-
332: Tyro (nosy).
Noravan’ny tafika grika notarihin’i Aleksandra Lehibe ny nosin’i Tyro.
-
332 na talohan’izay: Filistia.
Resin’i Aleksandra i Gaza, izay anisan’ny tanàn-dehibe tany Filistia.
Toerana ao Amin’ilay Sarintany
-
GRESY
-
RANOMASINA LEHIBE
-
(RANOMASINA MEDITERANE)
-
TYRO
-
Sidona
-
Tyro
-
Samaria
-
Jerosalema
-
Gaza
-
FILISTIA
-
EJIPTA
-
BABYLONA
-
AMONA
-
MOABA
-
EDOMA