Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

EFAJORO 12A

Natao Nifanatona Ireo Tapa-kazo Roa

Natao Nifanatona Ireo Tapa-kazo Roa

Nasain’i Jehovah nasian’i Ezekiela soratra hoe “ho an’i Joda” teo amin’ny tapa-kazo iray, dia hoe “ho an’i Josefa, ilay tapa-kazon’i Efraima” teo amin’ny iray.

“ho an’i Joda”

TALOHA

Ny fanjakan’ireo foko roan’ny Joda

AMIN’IZAO ANDRO IZAO

Ny voahosotra

“ho an’i Josefa, ilay tapa-kazon’i Efraima”

TALOHA

Ny fanjakan’ireo foko folon’ny Israely

AMIN’IZAO ANDRO IZAO

Ny ondry hafa

‘ho lasa tapa-kazo iray ihany ireo eny an-tananao’

TALOHA

Tamin’ny 537 T.K., dia niverina avy tany amin’ireo firenena ny tena mpivavaka amin’i Jehovah, nanorina an’i Jerosalema indray, ary niara-nanompo an’i Jehovah.

AMIN’IZAO ANDRO IZAO

Nanomboka tamin’ny 1919, dia naverina nalamina tsikelikely ny vahoakan’Andriamanitra ary lasa “andiany iray” miray saina sy miara-manompo an’i Jehovah.