Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
Nahoana no sarotra ny manao ny tsara? (1 Pet. 5:8; Rom. 12:2; 7:21-25)
Inona no atao hoe mamafy ho an’ny nofo, ary inona no hanampy antsika tsy hanao an’izany? (Gal. 6:8)
Iza avy no tokony ‘hanaovantsika soa’? (Gal. 6:10)
Inona no tokony hataontsika raha te hamafy ho an’ny fanahy isika? (Gal. 6:8)
Inona no hojinjaintsika raha tsy reraka isika? (Gal. 6:9)