Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Aza Sasatry ny Manao ny Tsara!

Aza Sasatry ny Manao ny Tsara!

MARAINA

  • 9.30 Mozika

  • 9.40 Hira 77 sy Vavaka

  • 9.50 Nahoana no Sarotra ny Manao ny Tsara?

  • 10.05 Lahateny Mifampitohy: Aza Mamafy ho An’ny Nofo

    • Mitandrema Rehefa Mampiasa Tranonkala Fifaneraserana

    • Fidio Tsara ny Fialam-bolinao

    • Mitandrema Amin’ny Fitsiriritana sy ny Fialonana

    • Ataovy Azo Antoka ny Hoavinao

  • 11.05 Hira 45 sy Fampandrenesana

  • 11.15 Aza Manadino Manao Soa Amin’ny Olona Rehetra

  • 11.30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.00 Hira 63

TOLAKANDRO

  • 1.10 Mozika

  • 1.20 Hira 127 sy Vavaka

  • 1.30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Inona no Dikan’ny hoe Mamazivazy An’Andriamanitra?

  • 2.00 Famintinana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.30 Hira 59 sy Fampandrenesana

  • 2.40 Lahateny Mifampitohy: Mamafaza Foana ho An’ny Fanahy

    • Miezaha ho Zatra Mianatra

    • Ampiasao Hitari-dalana Anao ny Toro Lalan’ny Baiboly

    • “Aza Atsahatra ny Tananao”

  • 3.40 Inona no Hojinjaintsika Raha Tsy Reraka Isika?

  • 4.15 Hira 126 sy Vavaka