Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Any amin’iza isika no tokony hangataka hery sy tanjaka? (Jos. 1:9; Sal. 68:35)

  2. Inona no hanampy antsika hanana finoana matanjaka foana? (Heb. 11:6)

  3. Nahoana isika no matoky hoe ho vitantsika foana izay asain’i Jehovah ataontsika? (Hag. 2:4-9)

  4. Inona no ataon’i Jehovah mba hanatanjahana antsika rehefa miatrika fitsapana mafy isika? (Sal. 18:6, 30; Kol. 4:10, 11)

  5. Inona no hanampy ny tanora sy ny mpivady hanaiky ny zon’i Jehovah hitondra? (Mat. 22:37, 39)

  6. Inona no hanampy antsika “ho mafy orina ao amin’ny finoana” sy “hatanjaka”? (1 Kor. 16:13; Rom. 15:5; Heb. 5:11–6:1; 12:16, 17)