Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mahereza sy Matanjaha!

Mahereza sy Matanjaha!

JOSOA 1:9

MARAINA

  • 9.40 Mozika

  • 9.50 Hira 38 sy Vavaka

  • 10.00 Avy Amin’i Jehovah ny “Hery sy Tanjaka”

  • 10.15 Hatanjaho ny Finoanao

  • 10.30 Mahereza sy Matanjaha ka Mazotoa Mitory sy Mampianatra ary Mampiofana

  • 10.55 Hira 7 sy Fampandrenesana

  • 11.05 Nalemy Nefa Lasa Mahery

  • 11.35 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.05 Hira 79

TOLAKANDRO

  • 1.20 Mozika

  • 1.30 Hira 102

  • 1.35 Fitantarana

  • 1.45 Famintinana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.15 Lahateny Mifampitohy: Mahereza sy Matanjaha ka Ekeo ny Zon’i Jehovah Hitondra

    • Raha Mbola Tanora Ianao

    • Raha Efa Manambady Ianao

  • 2.45 Hira 126 sy Fampandrenesana

  • 2.55 ‘Aoka Ianareo ho Mafy Orina ao Amin’ny Finoana sy Hatanjaka’

  • 3.55 Hira 2 sy Vavaka