Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Aoka Ianao ho Sahy!

Aoka Ianao ho Sahy!

SALAMO 138:3

MARAINA

  • 9.30 Mozika

  • 9.40 Hira 73 sy Vavaka

  • 9.50 I Jehovah no Manampy Antsika ho Sahy

  • 10.05 Lahateny Mifampitohy: Aoka Ianao ho Sahy Hoatran’i...

    • Enoka

    • Mosesy

    • Josafata

    • Petera

  • 11.05 Hira 69 sy Fampandrenesana

  • 11.15 Aoka Ianao ho Sahy sy ho Be Herim-po Rehefa Manompo

  • 11.30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.00 Hira 48

TOLAKANDRO

  • 1.10 Mozika

  • 1.20 Hira 63 sy Vavaka

  • 1.30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Aza Matahotra Manaraka ny Fivavahana Marina

  • 2.00 Famintinana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.30 Hira 76 sy Fampandrenesana

  • 2.40 Lahateny Mifampitohy: Aoka Ianao ho Sahy Hoatran’i Kristy Rehefa Misy Fitsapana

    • Ao An-trano

    • Any Am-pianarana

    • Any Am-piasana

    • Avy Amin’ny Manam-pahefana

  • 3.40 Hahazo “Valisoa Lehibe” Ianao Raha Manana Fahasahiana

  • 4.15 Hira 119 sy Vavaka