Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Nahoana isika no tsy tokony hisalasala hangataka amin’i Jehovah mba hanampy antsika ho sahy? (Sal. 138:3)

  2. Inona no hanampy antsika ho sahy hoatran’ny mpanompon’i Jehovah taloha? (Asa. 4:31)

  3. Inona no hanampy antsika ho sahy sy ho be herim-po rehefa manompo? (1 Tes. 2:2)

  4. Ahoana no hahatonga antsika ho sahy rehefa misy fitsapana? (1 Pet. 2:21-23)

  5. Inona ny valisoa ho azontsika raha manana fahasahiana isika? (Heb. 10:35)