Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Nahoana ny fitiavana no tsara kokoa noho ny fahalalana? (1 Kor. 8:1)

  2. Ahoana no azontsika ampaherezana ny fiangonana, hoatran’ny nataon’ireo mpanompon’i Jehovah fahiny? (Rom. 13:8)

  3. Ahoana no ampisehoantsika hoe mahafoy tena ho an’ny hafa isika rehefa manompo? (1 Tes. 2:7, 8)

  4. Inona no azontsika atao raha te handray anjara amin’ny fitomboan’ny fiangonana isika? (Efes. 4:1-3, 11-16; 1 Tes. 5:11)

  5. Ahoana no ampisehoantsika hoe ataontsika amim-pitiavana izay rehetra ataontsika? (1 Kor. 16:14)